Kapoaka mangidy
1. niryna
(
25/01/2007 16:58)
Ny fitondrana ny fahoriana dia kapoaka mangidy no matetika hilazana azy.Ahoana no nahatonga io "kapoaka mangidy" io?
novalian'i vahiny2004 ny 29/01/2007 13:53
2. diamondra27
(
25/01/2007 17:02)
matetika ny mangidy dia tsy zakan'ny olona, tsy tian'ny olona.
Izany no anaovana io expression io
ohatra: nivaquine, rano mangidy, pamplemousse.
Raha mandinika anefa nareo de mahasoa ihany io zavatra mangidy io, ny effet ny zany e!
Mahaiza fotsiny mizaka azy.Manamboatra saina.

3. diamondra27
(
25/01/2007 17:05)
Ao anatin'ny mangidy no misy ny mamy
rehefa tafavoaka ao @ le fahoriana ianao dia ho tsapanao avy eo ny fahasambaranao na ny fahamamian'ny fiainana.
Donc ny saina ihany no mitondra an'io, mila mafy saina miatrika ilay fahoriana, maharitra...
Rehefa tafavoaka ny tunnel de hitanao ny andro mihiratra.
Mbola ho avy ilay maraina...

4. fasaly
(
25/01/2007 17:35)
ka otran'ny hoe mahafeno kapôka zany lay mangidy dia tena tsy laitra tsony:?
6. Achia
(
25/01/2007 17:58)
tsy zany mitsy e! fa nga tsy hitanareo ao Dago ao fa kapoaka no ampiasain'ny mpivarotra mangidy hatao kôpy e ! :°)
10. niryna
(
26/01/2007 07:03)
diamondra27:
matetika ny mangidy dia tsy zakan'ny olona, tsy tian'ny olona.
Izany no anaovana io expression io
ohatra: nivaquine, rano mangidy, pamplemousse.
Raha mandinika anefa nareo de mahasoa ihany io zavatra mangidy io, ny effet ny zany e!
Mahaiza fotsiny mizaka azy.Manamboatra saina.
Dianondra ,vokatry ny fampiasana ny mangidy ao anaty ilay kapoaka izany no nahatonga an'io fitenenana io.Kanefa ny rano tsy misy tsirony fa toa mamy ao anaty kapaoka.hi,:hi,hi,
11. niryna
(
26/01/2007 07:04)
fasaly:
ka otran'ny hoe mahafeno kapôka zany lay mangidy dia tena tsy laitra tsony:?
Toa rehefa feno ny kapoaka ka mitobaka dia lasa mipitsoka kou:oops:
12. niryna
(
26/01/2007 07:07)
Achia:
tsy zany mitsy e! fa nga tsy hitanareo ao Dago ao fa kapoaka no ampiasain'ny mpivarotra mangidy hatao kôpy e ! :°)
Achia a toa tena te-hisotro mangidy aho izany fa efa ela no tsy nisotro an'io. Inona avy no ataony ao anatiny sao dia mba misy aty aminay.:snif::miam:
13. niryna
(
26/01/2007 07:11)
mbaliana:
:-D:-D
Toa tsy mbola naheno olona niteny aho hoe mafy ity "kapoaka mangidy' hoentiko?
Fa ireto no efa henoko:
Mangidy anie izany e,sady mikentrona kely ilay olona.
Mangidy any ambavan'ialahy. :P
Azo ampiasaina ilay hoe "mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa-fatratra sy mavesatra entana ve io?"
14. diamondra27
(
26/01/2007 07:35)
niryna: misotro le mangidy anaty kapoaka aloha toi de refa lany iny de ho hitanao ny maminy= fahasalamana=fitaizana vatana:wink:
mazotoa !
ary adinon'i kitjo no niteny we: matetika le zalah mivarotra mangidy mandende miakanjo malabary:wink::lol:

15. niryna
(
26/01/2007 15:27)
diamondra27:
niryna: misotro le mangidy anaty kapoaka aloha toi de refa lany iny de ho hitanao ny maminy= fahasalamana=fitaizana vatana:wink:
mazotoa !
ary adinon'i kitjo no niteny we: matetika le zalah mivarotra mangidy mandende miakanjo malabary:wink::lol:
Mafana anie ny malabary ry diamondra e sady efa misy kalite tsara ,anaovan'ny olona amin'ny fety koa aza8)
17. mbaliana
(
26/01/2007 20:23)
niryna> dia inn no idiran'le nihomehezako?
ny nampihomehy dia i booboo 50Ar ny kopy kely iray ... vidiana amin'ny kopy kely mihitsy