Mitady fanazavana

1. hantakely ( 24/01/2007 18:23)
Manahona daholo ianareo izay ato am sera2

Izaho mba te handefa auto annee 96 ilay izy,maheno izaho mantsy fa tsy azo alefa intsony ny fiara mihoatra ny 10 ans ka tsy haiko na marina ilay izy na tsia ,mba mangataka fanazavana an'izay mahay dia misaotra mialoha .
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:49
2. bibilax ( 24/01/2007 20:02)
slt tsy marina izany ,izaho aza izao handefa fiara ann 93 de maninona , efa tsy izy intsony raha misy izany, fa henoko fotsiny dia hoe raha fiara ann 97 midina dia mitovy daholo ny vola aloha , izaho koa izao vao avy nandefa 206 hdi fa tena lafo be ny vola naloha any tamatave , ity resaka sgs ity ihanynno mahalafo azy , ok
3. fasaly ( 24/01/2007 20:04)
any afrika no efa otrzay fa ny any madà mino aho fa mbola tsy izay:wink:
4. jefra ( 24/01/2007 20:40)
Ny VP dia arak'io lazain'i bibilax io. Valeur na fiara taona 97 izany no anaovana ny kajy.

Raha utilitaire kosa (Camion, minibus...) dia toa tsy omen-dreo licence ahazoana mampiasa azy intsony raha mihoatra ny 10 ans. Azonao ampiasana manokana fa tsy azo ikandrana.
5. barry ( 25/01/2007 11:11)
fa rahovina hono vao miala io SGS io sa eo faona fa tsy hiala ;
6. jefra ( 25/01/2007 15:51)
barry:

fa rahovina hono vao miala io SGS io sa eo faona fa tsy hiala ;

Ny inpekteran'ny doanina sy ny mpanao risoriso no very saosy, fa ny hetra miditra am fanjakana nitombo (na dia karamaina lafo aza ny SGS). Raha mbola mahazo faveurs ny Tikoland dia ataoko fa tsy hiala io. :wink:
Efa misy scanner conteneur koa izao any Mahajanga. Toliara sisa dia veloma lava ny kilavaka.

7. hantakely ( 25/01/2007 18:18)
Misaotra betsaka anareo fa nahafapo ny valiny ,ilay izy nissan SERENA ka mino aho fa tsy azo ampiasana atao fitaterana araka nolazainao izany ry Jefra satria izay no saika mba andefasako azy any hoany anadahiko mba hikandrany nefa izy tsy homendrizareo licence,c'est dommage,fa misaotra ihany aloha
Mazotoa daholo e!
8. jefra ( 25/01/2007 20:55)
hantakely> Raha tena 96 ny carte grise, mbola manomboka ange ny 2007 e! Heveriko hoe mbola mety tody izany fa mila tonga dia alefa. Ny lalana eo ihany, fa misy hirika azo iadiana foana io raha tsy dia mifanalavitra loatra.
Torohevitra fotsiny ny ahy an! Raha izaho no teo am toeranao dia tonga d nalefako ihany. Torohevitra ho'aho fa tsy mi-garantir aho.
9. hantakely ( 26/01/2007 17:47)
Jefra
Marina izany fa eo ampikarakarana ny fandefasana azy mihintsy izaho izao, ho hita eo izay tohiny ao licence ,misaotra e!
10. fasaly ( 28/01/2007 21:19)
http://www.sobika.com/walexport.htm
11. LazaDaddy ( 29/01/2007 01:50)
ary ahoana indray ny fandefasana "sipa" 1984 sao dia misy olana? =))
12. bakobakoro ( 11/02/2007 21:17)
LazaDaddy:ataovy manja fotsiny ny sipa dia tafavoka ho azy =))=))
13. lapino ( 12/02/2007 10:09)
Sô de lasa ôkazion ny sipa vaovao vô tonga am'zany le?
14. xxx ( 12/02/2007 10:26)
manaôna lapino
15. xxx ( 12/02/2007 10:56)
manaôna xxx :wink:
16. Bakobako2 ( 12/02/2007 21:00)
=)) =)) =))
17. mionona87 ( 22/06/2007 12:49)
le douane kosa manaikitra lotra eh!sa ve mba mety facilité de paiement ra mamoka vam?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2401