Efa nisy nahazo vady tato ve?

1. ronaldo09 ( 24/01/2007 10:54)
Mba saika hanontany ihany aho hoe efa nisy amintsika namana ve tato no nifankalala dia lasa mpivady na hoe mpisipa fotsiny!Mahafinaritra manko ny fifandraisana ato ary misy ny namana sasany ny tanjony ato dia hitady vady.Koa raha misy any dia mba mijoroa vavolombelona dia tantarao hoe nanao ahoana ny niatombohany sy ny niafarany!
novalian'i Papoose ny 08/02/2007 07:53
2. fasaly ( 24/01/2007 11:06)
ié! jereo any am vavolombelona any fa i petite tato hono no nahita ny vadiny de sambatsa be izy roa izao:P:-P
3. fiderana ( 24/01/2007 13:07)
zah efa andalana mihitsy izao:lol::lol::lol:
4. kitjo ( 24/01/2007 13:55)
hhmmmm

za koa! fa tsy vady!

saingy tsy hoe hitady vady no nidirana tato an..lol
5. hery ( 24/01/2007 16:15)
Raha i Ronaldo09 ve no nahazo dia ho niteny? :-p

Misy ireo izay tsy nieritreritra ny hitady vady mihitsy niditra tato... nefa nahazo tampoka. Dia sarotra ihany ny hiteny etsy sy eroa. :-)
6. fasaly ( 24/01/2007 17:52)
ny ahy namana fotsiny:-P:-w
7. Papoose ( 24/01/2007 18:15)
ny ahy sady vady no sipa mihitsy!!choa ny manandroaa retsyyyy!!!!:°)=))
8. booboo ( 24/01/2007 18:16)
:-D:-D:-D
9. xxx ( 24/01/2007 21:28)
Ahoana koa izany hikoty olona any amin'ny 100 km izany, mitovy ihany ny mahazaka sy ny tsia.
Raha izaho manokana aloha dia tsy dia mis'int amzany eh.
meme fotsiny dia zay.8):-$:@
10. caprio ( 24/01/2007 23:28)
Ny ahy ndray tena vady faharoa mihintsy no tadiaviko ato fa saingy mbola tsy nahita za h@izao
11. fijo ( 24/01/2007 23:55)
ny an'i kitjo inona kay??????
12. patrick2002 ( 25/01/2007 03:39)
Izaho naika nahazo vady fa lasa zaobavy indray izy noho ny farany:-D:-D
13. colar ( 25/01/2007 06:46)
ho sarotra ihany ny itady vady ato fa matanjaka b service de rens ato,fa mitady vady v ronaldo atoroko sipa mitady vady ko e,misy mintsy ato
14. Papoose ( 25/01/2007 18:24)
itony aloha misy info toratoraka mikasika ahy fa sao de mbola mahazo hafa ko ohh!
mahay mahandro
tia resadresaka
sarmonte
tia mandehandeha
tia fihavanana
Ondrikelin'i Tompo
Be fitiavana
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Mino aho fa azonao angamba ny tiako ambara ka dia manantena ny ahita ny andefimandriko tsy ho ela!
:°)
15. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:31)
16. pissoa ( 25/01/2007 18:43)
Hihihi, jhouhl koa :@ foana :-D:-D:-D
17. xxx ( 25/01/2007 18:46)
pissoa> miandry vady izy koa.
18. kitjo ( 25/01/2007 19:14)
fijo> hahaha....le fomba mahazatra hatrizay e..haha

rehefa tena miaraka d miaraka oh ol normal ihany...mitovy @ fiarahana rehetra ihany aveo misy ny mety misy ny tsy mety...misy ela niarahana d misaraka...misy vety2 niarahana dia mivady...

namaly fanontaniana fts za fa ny tohiny secret d'etat!:lol:

Ny tiako lazaina fts d oe possible le izy...saingy refa tena miaraka amzay aveo oe miara-mipetraka sns dia mitohy toa ireny fiarahana rehetra ireny ny tantara...mety ho tsara mety ho ratsy..
19. xxx ( 25/01/2007 19:40)
dia ahoana hozy i kitjo raha misy xxx miteny hoe tiako ianao?
20. kitjo ( 26/01/2007 02:59)
bdb na tsy xxx ary miteny anzany :-D:-D

d ataoko oe "hay? tsara zany k, misaotra o!" :)

demokrasia mahazo miteny dol ange ze te hiteny e, sa? tsy zara aza ve toy izay oe misy mandefa hafatra enao d tena oe "enao ty d mahasosotra anah tsy tiako maizina mitsy" hahahhaha...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0402