Efa nisy nahazo vady tato ve?
24. sasa
(
26/01/2007 11:08)
betsaka ny namana efa lasa mpivady tato fa tsy mbola nijoro vavolombelona ry zareo, ny mpisipa koa tena betsaka misy, fa io moa otran'ny fiarahana rehetra ihany misy mety misy tsy mety, fa ny tena zavatra tsapa sy hitako aloha d raha mifanoratra ny namana ato tsy tonga d hoe hisipa foana na hivady fa mpinamana aloha no voalohany, rehefa mihaona ry zareo d misy ny tafaraka ary misy kosa ny tsy tafaraka d otran'ny fianana rehetra io e
27. colar
(
26/01/2007 23:44)
manala azy alo d avy eo lasa namana d avy eo sipa d avy vady avy eo zaza d avy eo antitraaaaaaaaaaa
28. kitjo
(
27/01/2007 07:30)
xxx> d valiana oe "tsisy fisaorana o"
colar> na antitra aza toko mbola afaka manala azy sa?
colar> na antitra aza toko mbola afaka manala azy sa?
33. henrie
(
29/01/2007 14:06)
xxx:
feno ato ry henrie an! :):)Manaova annonce fa tondé hitandrizareo!
zany an , aleo alou zao ihany eh , milay b ilay celibat....:wink:
34. kitjo
(
29/01/2007 17:33)
lalah> marina aloha iznay e
araka2 ilay olona sy ny fifandraisana aloha io..
zahay herintaona mahery nifampiresaka teto d aveo t@ phone
farany nihaona di aniaraka oh olona rehetra..
t@ fin 2003 no niantomoka izany an...
saingy tsy hilaza ny tohiny aho fa araka ny nolazaiko tery ambony hoe refa aty aoriana mitovy @ fiarahana tsotra io...mety lasa mpivady mety lasa misaraka...
Mety tsy ho ilay oe "par net" no anton' ny fisarahana fa toy ny fisarahana rehetra...
na zany na tsy izany aloha hafa ihany ny hoe niaraka t@ fomba nahazatra hatrizay e...misy tokoa mpinamana hatry ny ela aza ts mbola mifankazatra foana!

35. booboo
(
29/01/2007 18:11)
Kitjo >:-w ahoana kounkou ara zany mitantara am-pahatelony zany fotsiny ? dia ahoana lé tohiny ? hihihihihihihi :°):-P
37. kitjo
(
30/01/2007 03:24)
booboo> ampiako kely?
herintaona niaraka tena niaraka (tsy par net) tsony...nety tsara ary fotoana nifankalalana,
fa ny tohiny avy eo...tsy holazaiko intsony fa toy ny tantaran' olon-drehetra ihany :)
cutie> zahay samy mbola namana mavitrika ato ka aleo aloha hilamina..hihihihi

40. tywa68
(
30/01/2007 06:38)
misôtra an'i kitjo nitantara sy nanome espoir ho an'izay mbola mitady !
Dia an'i booboo indray zao ny mitantara ê !:wink:
Dia an'i booboo indray zao ny mitantara ê !:wink: