fa inona kay no atao hoe vehivavy(sipa) matsatso?

1. xxx
(
24/01/2007 06:15)
Fa inona kay no atao hoe "sipa matsatso" na vehivavy matsatso izany fa fiteninareo lehilahy io matetika , rehefa inona eo amin'ny rapport le ilazana azy fa matsatso le vehivavy anakiray?sa eo amin'ny zava-kafa ihany koa?
novalian'i Kwasi ny 09/03/2007 02:36

2. fasaly
(
24/01/2007 07:12)
vevavy tsy mihetsika angamba namnjitra be otran'ny hazo, tsy mahay mitsoda, :-D

3. xxx
(
24/01/2007 11:15)
ra sipa gasy aloha ,ra-tsy le bandy no mamily volan tsy azonao hietsika izy ,ary tsoda io no tena hain'ny sipa angambany

5. diamondra27
(
24/01/2007 12:01)
ny sipa n'i morondava sy tuléar ary diégo no tena mahay mampianatra mba tsy hatsatso angamba
raha misy ato avy any de anontanio ry zareo.:lol:
matsatso zany aloha amiko refa tsy misy goût:sira na piment e! asio ingredients zany le izy fa tsy ny vava ihany no tokony hahazo tsirony we: hummm c'est bon!
raha misy ato avy any de anontanio ry zareo.:lol:
matsatso zany aloha amiko refa tsy misy goût:sira na piment e! asio ingredients zany le izy fa tsy ny vava ihany no tokony hahazo tsirony we: hummm c'est bon!

7. kelly13
(
24/01/2007 13:01)
diamondra27>lollllll asina sira na piment v tsy hangirifiry sy havaivay d hiantso pompiers! hihihi

8. diamondra27
(
24/01/2007 13:30)
miarina: fa maninona 'reo?:oops:
kelly13: tsy le any ambany no asiana sira sy sakay ry kala fa fomba fiteny io a! hihii:-D:-D:-D
de asiana safosafo de oroka de jeu dîner aux chandelles
kelly13: tsy le any ambany no asiana sira sy sakay ry kala fa fomba fiteny io a! hihii:-D:-D:-D
de asiana safosafo de oroka de jeu dîner aux chandelles

9. diamondra27
(
24/01/2007 13:46)
xxx:aza mba ataon'ny lhl hoe: vatan'akondro hono fa ratsy be 'zany.Fara faharatsiny aza hoe: vhv matsatso
(resaka lhl io an!)
(resaka lhl io an!)

10. henrie
(
01/02/2007 11:49)
matsatso zany tsy misy tsirony eh , zara fa ..... ratsy b zany an , fa aleoko matsatso toy zay sipa maimbo :-D:-D:-D fa samy ratsy daholo izy 2

11. hertix
(
04/02/2007 16:09)
t@ izahay mbola tany am-pianarana no nisy sipa nantsoina hoe matsatso izay. Sady tsy tarehy no tsy bika : mazavazava hoditra izay izy, misimisy mony, mahia kely ary sady tsy mibaby no tsy mitrotro!!! Izay angamba izany no nahatonga azy nantsoina hoe matsatso

12. kama
(
08/02/2007 07:11)
izao no izy ry xxx a, ny antony ny lhl hilaza hoe sipa matsatso dia tsotra fotsiny ihany araka ny fahitako sy fandinihako azy, izany hoe ilay bandy no manao ny asa rehetra tsy mba misy initiative mihitsy ilay sipa fa dia malemy tsy mihetsika toa sanatria maty, ary matetika manontany an'ilay bandy manao hoe mbola tsy vita ve, izaho izany efa reraka, kanefa anie ilay sipa dia tsy akory hoe efa nijouir,azonao? izaho aloha bandy no miteny aminao e,izay no fomba fahitako azy ka asa raha nahavaly ny fanontanianao? :wink:

14. Kwasi
(
09/03/2007 02:36)
Fa le sipa ve tsy vao jerena ety ivelany dia efa hita hoe iry matsatso iry matsiro e ?8O:roll::wink::-D