FIFFI BE FITIAVANA

1. JoAm ( 24/01/2007 15:18)
Tsy hay ny fisaotra anao ry FIFFI , t@ ireo fanampiana rehetra nataonao ho an'ny bavikeliko . Ny teny no mba azo hatao , tsy ho voavalinay ny fitiavanao ny namana , eny na dia mbola tsy hitanao mivantana aza ny bavikeliko dia teo ianao , tsy nisalasala fa dia nanampy t@ fonao tena feno .
Avotra tsara izy zao ka tsy ho vitanay ny fisaorana anao fa dia Andriamanitra Avo anie hamaly an'izany soa rehetra vitanao izany .
Soa , fitiavana , tsy hay lazaina , ianao dia tsy mba mangataka fa ny hanome hiany no hataonao .
Misaotra anao ry Fiffi , mino aho fa mankasitraka ny fanampianao koa ny olona rehetra eto @ ity toerana hiarahan'ny Malagasy eran-tany eto ity .
Misaotra anao indrindra . Ny Tompo anie hamaly anao @ zavatra rehetra nataonao .
JoAm sy ilay bavikeliko namana mpikambana eto @ ity site ity .
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 11:07
2. malagasymisera ( 24/01/2007 16:11)
:cry::cry:hontsa tanteraka ny foko, :cry::cry:, mirary soa hoanao sy ny bavikelinao ary i Fiffi,
3. totofy ( 24/01/2007 17:18)
fiffi> izany hono é ! mahafinaritra ! mazotoa fa tsara beuuuu =D=D=D=D
4. dongadonga ( 24/01/2007 19:04)
za koa dia misaotra anao ri fiffi @fanampiana zay nataonao tamiko rehetra ,Andriamanitra anie hamaly ny soa sy ny tsara zay vitanao rehetra tamiko.(l)
5. fasaly ( 24/01/2007 19:22)
zà kou msotra an'i fiffi tsy nametrapetraka tam soriée tany paris fa de niala voly ni dance tsara:wink::-D:-D:-D:-* jusk'à lauby:°)
6. fijo ( 24/01/2007 20:51)
bravo fiffi e.izay anie no hitiavako azy io e.
7. ratonga ( 24/01/2007 21:42)
bravo!! bravo!! fiffi=D=D=D zany ka tovovavy tsara(l)
fiiiffi présidannty!!! fiiiffi présidannty!!! fiiiffi présidannty!!!:lol::lol::lol:
8. totofy ( 24/01/2007 22:16)
:-D:-D:-D
9. patrick2002 ( 25/01/2007 03:26)
ho lasa deputé na senatrice ihany Fiffy ity @ farany kah!
:lol::lol:
10. patrick2002 ( 25/01/2007 03:29)
Mba inona re no hangatahako any @ Fiffi eh! :wink:
11. colar ( 25/01/2007 06:35)
efa ela za no niteny we fiffi no prezida n dinika,za ko efa nampenarin fiffi fa adinoko ny nisaotra tam fomba ofisialy otran zao an,tena azafady aky a
12. tisera ( 25/01/2007 08:20)
dia miombona @ JoAm misaotra an'i fiffi na tsy dia fantatra mazava aza ilay antony isaoran'i JoAm dia azo antoka fa zava-dehibe tokoa ho an'ilay bavikely é! na dia ny fanoroan-kevitra sy ny zava-maro tsy hita ho tanisaina atolotr'i fiffi antsika namana eto aza dia maha-te hanamfy ny fisaorana sy ny biz'orok a ô! ho tahian'andriamanitra akia fiffi an!=D=D=D=D=D:-*:-*:-*:-*:-*
13. dongadonga ( 25/01/2007 09:32)
ok ,fiffi ,bizou be éééééhh:*=D=D=D=D=D
14. JoAm ( 25/01/2007 09:58)
ny anton'ny hisaorako an'i FIFFI ? aina no voavonjy.
Mbola mamerina ny fisaorana anao hatrany hiany izahay ry FIFFI . Mitondra anao am-bavaka hatrany koa.
FIFFI BE FITIAVANA , tena marina io . Andriamanitra anie hamaly izao soa rehetra nataonao sy izay mbola ho hataonao .
15. fasaly ( 25/01/2007 11:59)
msotra an'i fiffi niaraka nivanivany tamiko teo ka hatramizao e!:wink: namana mahafinaritra fa tsy azo tairina fa lasa detektiva be raha taitra:-D:-D:-D:-D:-*
16. vale ( 25/01/2007 16:56)
ouuunnn, zah koo nahay zavatra betsaka avy t@ Fiffi oohhh! Fiffi merci:-*(officielement mou zany e!) na de efa vita tany ambadika iany aza:D:-*:D
17. kelly13 ( 25/01/2007 16:59)
tsara ho fantatra izany rehetra izany! ary nakaiza klou i fiffi e? :)
18. fasaly ( 25/01/2007 17:31)
i fiffi ngamba lasa nanaou torunée nefa ny oul ato mila azy hamaly:°):°)
19. exdadabe ( 25/01/2007 17:48)
hay ve Fiffi ito be fitiavana e!(amour):wink::*:*:*:*:*
mba mety hahazo chance ve za?
20. diamondra27 ( 25/01/2007 17:48)
FIFFI BE FITIAVANA ::roll: angaha tsy hoe Fiffi be bizoroka ??:-w:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0907