FIFFI BE FITIAVANA

61. Fiffi ( 07/02/2007 14:15)
misaotra anareo rehetra hatrany ! :) :-*:-*:-*
62. fijo ( 08/02/2007 06:23)
tsy misy fisaorana fa raha mahay manome misimisy e.hi hi hi
63. Fiffi ( 08/02/2007 06:51)
fijo koooo ouuuuuu :-D:-D:-D:-D[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/F_05BL_1.GIF[/IMG]
64. JoAm ( 08/02/2007 09:50)
sali daholo indray
mandalo dia mbola mamerina hatrany ny fisaorana anao ry FIFFI BE FITIAVANA . Andriamanitra anie hamaly hatrany ny soa nataonao. Veloma indrindra hono hoy Mi . Efa nalefa any ny (justificatif rehetra) bonne réception. Biz be dia be ho anao.
Misaotra anareo rehetra koa izahay. Mandrapiresaka indray.
Jo sy Mi
65. Fiffi ( 08/02/2007 11:35)
JoAm: hummm...misaotra anao nanomé vao2 ! de miandry an'zany zah zao. De misaotra t@ le biz hihihhi de :-*:-*:-*:-*:-* ho anareo dahy.
66. fijo ( 09/02/2007 06:03)
de mbola mahazo telo alina hafa indray izany fiffi ry havana an
67. Fiffi ( 09/02/2007 07:34)
humm....zany an ? hihihihi
68. andry08 ( 09/02/2007 11:06)
lasa mpanankarena be injy!:-D:-D
69. Fiffi ( 09/02/2007 14:39)
:-D:-D:-D
70. xxx ( 12/02/2007 17:07)
Mbola indry foana akia no be fitiavana ry Fiffi d'amour an!
71. Fiffi ( 12/02/2007 20:57)
:):-*:-*:-*:-*
72. xxx ( 15/02/2007 18:23)
:-@ ^:^ hay manana soeur Thèresa isika :@
73. Fiffi ( 15/02/2007 21:35)
:roll:
74. fijo ( 15/02/2007 22:48)
mialona indray i soeur XXXX
75. Fiffi ( 16/02/2007 07:10)
atao ahoana akia ry fijo fa tsy maintsy misy ange ireny eh ! hihihihi fa tsy maninona fa ataoko :-*
76. xxx ( 16/02/2007 12:00)
tsy soeur io fa frère! dia mody soeur eo nefa efa fantatra fa lehilahy lehibe no sady kiséto!:-D:-D:-D:-D
77. xxx ( 16/02/2007 17:20)
.....toa fantatro indray raha izany @ le :@ an ! :x
78. fijo ( 16/02/2007 20:58)
tratra izany i frere soeurXXX
79. xxx ( 16/02/2007 21:44)
xxx nga rehefa :@ de ...
fijo tsy mialona izany fa mi constater hoe misy soeur theresa serasera ko
80. xxx ( 16/02/2007 21:47)
:-w:miam: aleo mitrakotrako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829