FIFFI BE FITIAVANA

21. pissoa ( 25/01/2007 18:28)
K'efa oe be fitiavana koa ... :-D:-D:-D

Ary aiza i Fiffi kay ? :roll:
22. totofy ( 25/01/2007 19:13)
ny anton'ny hisaorako an'i FIFFI ? aina no voavonjy.



^:^^:^ tena ny zava-dehibe izany é !
mbola =D=D ihany fiffi a!
23. fasaly ( 25/01/2007 21:28)
i totofy kou ato tsy mitsahatra ny mitehatehaka:-D:-D:-D
24. totofy ( 25/01/2007 21:46)
Fasaly 8) :wink:
25. fijo ( 25/01/2007 22:55)
bisou fiffi an,bisou takolaka,bisou andrina ,bisou vava,bisou tratra,bisou,kibo,bisou ,fe,bisou inona koa re e??????
26. cutie ( 25/01/2007 23:53)
:-D
27. MTN ( 26/01/2007 02:22)
Fiffi marina aloha milay be eh. (l)
28. kala ( 26/01/2007 06:55)
za ndray aloha dia efa hatry ny ela no nahita fa milay sy mahafinaritra i fiffi ê! :-* :-*
fa tena misaotra miaraka @ JoAm anao rahateo koa ny tenako fa na dia tsy mahita maso aza dia mahatsapa fa FIFFI BE FITIAVANA (l) (l) (l) (l)

tsy izy ihany an! fa ireo namana rehetra indrindra moa rehefa mitafa somary sérieux izay.

Samia tahian'Andriamanitra ry reto â!:)
29. diamondra27 ( 26/01/2007 07:44)
fijo:

bisou fiffi an,bisou takolaka,bisou andrina ,bisou vava,bisou tratra,bisou,kibo,bisou ,fe,bisou inona koa re e??????


bisou fitiavana

fijo:saropiaro za klé, sady nahazo virj njy ry fiffi an!

de ambia @zay moa sa ??? :-*


30. JoAm ( 26/01/2007 15:43)
sali doly indray ,
Dia izay ry zareo fa hametraka ny veloma anareo rehetra fa efa hanainga hody any dago zany izahay , izaho sy ny baviko zany .
Ho anao manokana FIFFI , mbola mamerina ary tsy satry ny mamerina ny fisaorana eram-po anao hatrany . Nanantena izahay mba ahita anao teto fa fantatray fa misy koa ny fahasahiranana isan-karazany ka tsy hanome tsiny anao velively izahay .
Dia Andriamanitra Avo anie hitsinjo anao hatrany ary hamaly ny soa izay nataonao ny baviko sy ireo namana mitonon-tena teto .
Manoroka anao koa aho sy ny baviko ary aza matahotra ianao fa raha vao vantan'ny tonga any dago izahay dia hanome vaovao anao .
Misaotra anareo rehetra ry namana eto . Mahafinaritra ny fifankatiavana fa dia mirary soa anareo rehetra koa izaho sy ny baviko .
FIFFI , veloma indrindra ary Andriamanitra anie hamaly soa anao hatrany.
JoAm sy Mi
31. totofy ( 26/01/2007 18:01)
:snif::snif::snif:
tongava soa é !
Fa lasa aiza hono i fiffi é! tsy hita mintsy
fiffi aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!:-D
32. sitlo ( 26/01/2007 19:32)
lasa natsaka rano eny an-dohasaha re izy eh
33. xxx ( 26/01/2007 23:24)
ary i JoAm anefa toa mpikambana vao vaovao be mihintsy an, sa efa nifankafantatra efa ela kosa angamba ianareo sy Fiffi, na izany na ts'izany arahabaina fa avotra soaman-tsara ny zandrinao, dia soavadia , tongavasoa any an-tanindrazana e.
34. andrea ( 27/01/2007 14:49)
fiffi > Hitandry fa tateraka ny firariantsoko ho anjy 2007 .. :-* :-*
35. Fiffi ( 27/01/2007 21:49)
Misaotra anareo rehetra :):-*:-*:-* Heu......somary sahirana kely fa efa hiverina tsy ho ela zah an ! :)
JoAm: de faly mahafantatra an'zany vao2 mahafaly zany .....de Ny Tompo anie Homba sy Hitahy anareo lalandava koh ! :-*:-*:-*:-*
36. bilakarenjy ( 28/01/2007 10:52)
Sao dia tokony omena galona kosa aloha Fiffi e!.
Na fara-faharatsiny :-*:-*:-*:-*:-*:-* bdb .
37. Fiffi ( 28/01/2007 13:48)
:oops:
Fiffi be fitiavana hono ! heu.....zany hoe raha mba nisy fanampiana mba vitako de t@ fo daholo no nanaovana azy.
Mirary soa indrindra ho an'i Mi sy ny anadahiny de mba omeo vao2 raha mahita an'ity nareo fa efa fantatro fa efa tonga soamantsara any Tanindrazana.
De misaotra anareo namana tsy ankanavaka koh zah ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*
38. ari.malala ( 29/01/2007 12:56)
Tena marina aky io Fiffi a! za ko alo mahatsapa fa i Fiffi dia olona be fitiavana e! dia misaotra ofisialy eto ko za ;):-*
39. andry08 ( 29/01/2007 13:34)
Tena be fitiavana tokoa akia an!
Misaotra t@ ilay fantatr'indry iny.:-*:-*:-*:-*
(l)(l)(l)(l)
40. Fiffi ( 29/01/2007 15:00)
ari.malala , andry08: misaotra anareo :):-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0988