FIFFI BE FITIAVANA

41. andry08 ( 29/01/2007 15:21)
:-*:-*njy!
42. dongadonga ( 29/01/2007 20:29)
=D=D=D=D=Dok ok ok eeehhh:lol:
43. ari.malala ( 30/01/2007 07:51)
:-*:-* ko njy Fiffi
44. tywa68 ( 30/01/2007 16:51)
Fiffi : i Korana anie ka miandry vaovao avy aty aminao e ! :lol:
45. totofy ( 30/01/2007 17:40)
fiffi > enao zany " zoky be fitia" :wink:(l)(l)(l)
46. Fiffi ( 31/01/2007 09:32)
tywa68: misaotra akia an ! fa hatsohiko izy .:):-*
totofy: zany no maha-zoky sa ahoana ozy enao ? :)
47. Tanora ( 01/02/2007 11:33)
manao aona fiffi,salama tsara hasina fa misaotra betsaka
48. fijo ( 02/02/2007 10:14)
toa lasa fisaorana fotsiny an'i fiffi le izy fa tsy misy manome inona azy,ka dia tapakevitra aho fa homeko telo alina izany fiffi.hi hihih
mba asiana fampiomehezna kely e
49. exdadabe ( 02/02/2007 10:28)
:-*:-*
50. andry08 ( 02/02/2007 18:37)
fijo>=))=))
51. andry08 ( 02/02/2007 18:39)
3 nuits sa 3 alina fmg io e?
52. fijo ( 02/02/2007 22:37)
telo alina ka.izay tiany
53. andry08 ( 02/02/2007 22:54)
:-D:-D
54. Fiffi ( 03/02/2007 09:11)
hummm.....3 alina heu....vola be zany an ! :-D:-D:-D

Fa misaotra anareo rehetra aloha zah an ! :):-*:-*:-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/F_05BL_1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/OB_MAK%7E1.GIF[/IMG]
55. andry08 ( 03/02/2007 19:47)
Dia asio gatô kely ary raha izany ity resaka ity ô!
56. Fiffi ( 04/02/2007 13:48)
atao mamy be ve ? :)
57. andry08 ( 04/02/2007 16:53)
Asio krema be da be moa e!
58. Fiffi ( 04/02/2007 18:49)
andraso aza hanao be krema be zah de alefako eto an ! :)
59. prime ( 07/02/2007 13:58)
Fiffi> =D=D=D
60. prime ( 07/02/2007 14:10)
Fiffi> =D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1357