Tantarao ny Nofy nataonareo ...

1. jhouhlambout ( 21/01/2007 01:27)
Misy dikany daholo hono ny nofy rehetra, ka mba tantarao hoe ny nofy (tsara na ratsy) nataonareo dia ho lazaiko ny dikany :^) Raha tsy haiko dia mahazo milaza izay mahatsapa tena mahay hihi..
2. kally ( 21/01/2007 04:13)
Nanofy hoe nanofy:-P
3. dongadonga ( 21/01/2007 08:06)
nanofy hoe latsaka tao @wc:lol:
4. fasaly ( 21/01/2007 10:26)
ny nofiko alina zao de nisy oul nitady hi birda hono zà! tena marina io an! fa tsy haiko io olona io, de avy eo naheno hira mafy be mintsy hira malagasy ranoray.....sady manja be....:roll::P nofy ririna:roll::roll::{:{
5. sitlo ( 21/01/2007 19:23)
kally> mila manao fanatanjahatena

dongadonga> tandremo fa misy itovizany ianao sy ilay tena latsaka any amin'ny wc

fasaly> :roll: sarotra ambara eto ny dikan'ny nofinao.
6. booboo ( 21/01/2007 19:46)
T@ afak'omaly alina sy omaly alina hoe nitondra lasy...
7. fasaly ( 21/01/2007 19:50)
izy kou aloha raha hilasy an!:wink::-D:-D:-D
8. jhouhlambout ( 21/01/2007 20:08)
booboo> Mazava be ny dikan'ilay nofy
9. booboo ( 21/01/2007 20:43)
Fasaly > tsara io raha iraika io kah :°). Ilay mi-birda hono, situation iraika tsy voafehy dia mahatsiaro ho voa-birdé ilay oul @ fiainany na ny fiatrehany ilay raha...ouz ilay boky zay a...zà tsy mahay resaka nofy na "i" aza hihihihihi
10. vale ( 21/01/2007 21:33)
zah nanofy ni-pips tany angabone alina anefa! :lol:,.. taitra be za maraina nahatadidy lay nofy fa hoe sao de tena nataoko tao am-pandriana tkoa lay izy , hay tsy nisy ,..tonga de nanao ouuuf! be avy eo, haha !:-D
11. ari.malala ( 22/01/2007 12:37)
Jhoul,ra manofy minambary za zao de in ny dikany?
12. dailynews ( 22/01/2007 19:00)
nanonofy aho fa handeha hivily ankavia tam tomobilina dia nahita ankizy lahy kely nitondra bisikileta. Nifanena ny masonay. Notapenany ny sofiny dia nitsambikina izy niala avy teo amin ny bisikiletany. Ny bisikiletany dia voadonan' ny tomobilina hafa, ilay zaza nony avy eo maty voahoson ny tomobilina hafa. Ny vaovao antsary nilaza fa nisy namono izy dia lasa nitsoaka nony avy eo(hit and run) izaho vavolombelona fa namono tena izy.

inona ny dikany ry jhou?
13. fasaly ( 22/01/2007 19:11)
sitlo:



fasaly> :roll: sarotra ambara eto ny dikan'ny nofinao.



mba ambarambarao ao mareeeee!:wink::?


14. niryna ( 26/01/2007 06:20)
vale:

zah nanofy ni-pips tany angabone alina anefa! :lol:,.. taitra be za maraina nahatadidy lay nofy fa hoe sao de tena nataoko tao am-pandriana tkoa lay izy , hay tsy nisy ,..tonga de nanao ouuuf! be avy eo, haha !:-D



:roll::roll:ririnina angaha ny andro sa nanadino alohan'ny hatory:P
15. niryna ( 28/01/2007 07:56)
Ity tantara marina iray.Maty ny zanaka vavin'ity rangahy ka nanome tsiny betsaka an'Atra izy.Nahoana no dia ampijalianao toy izao aho,iny no mba hany fanananako,aiza ilay fitiavanao nomenao toky anay?
Nony natory ity ny alina avy nandevina ity zanany dia nahazo nofy toy izao."Nandeha hono izy ka tonga teo amin'ny bara fisotroana ary nisy vavikely teo amin'ilay bara,tsy notantarainy aloha ny paozin'ilay tovovavy ,fa tao anaty nofy fotsiny izy no nanontany hoe inona no antony asehoanao ahy io zazavavy io? Dia namaly azy hono ilay feo(Atra no fahalalako azy) hoe io amin'ny bara io ny zanakao vavy raha velona teo.Mirenireny toy izao no hiafarany ka tsy tiako hitondra fahoriana aminy ianao.Tapaka ny nofiny.Nifoha izy.8O Nitomany sady:cry: nandohalika nifona sy nisaotra an'Atra.
16. dongadonga ( 29/01/2007 20:19)
za zao nanofy niaraka t@ sipa manja be de inona no dikany:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2869