omar bongo, 40 taona nanjakan

1. bazylou ( 22/01/2007 11:59)
hosni moubarak 26 taona nanjakana, kadhafi 30 taona maheri nanjankana, niantsika io 10 taona izany izao , ary hananika ny 25 taona ohatr'ilay teo aloha raha izao no mitohy!!:lol::lol:
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:38
2. xl ( 22/01/2007 14:06)
MAO TSE TOUNG GASY NY ANAY FA MIOMANA DAHOLO
MAHAIZA MIONONA
3. bazylou ( 22/01/2007 23:14)
tandremo sa tafatsoaka ho azy eo ary !!
4. xxx ( 23/01/2007 00:37)
ary i bazilou mba firy taona nitenitenenam-poana!!!
5. bazylou ( 23/01/2007 22:36)
ka tsy maintsy hoe miteniteny foana anie rehefa milaza ny marina e!! sa ahoana ry fiffi sy kitjo sy xxx sy ny tariny!!
Izahay aloha tsy trondro voazanaka mpanara drenirano ohatranareo e!!
6. xl ( 24/01/2007 06:50)
ALIAKA MPIAMBINA TANANA AO FINDA FOTSINY LISANY KA...
7. xxx ( 24/01/2007 10:41)
i bazylou hono izany ry zareo tsy tondro voazanaka fa tondro maty mpanara-drenirano an'i tezitra, samy kely atidoha..
8. fijo ( 24/01/2007 22:38)
inona ary ity resaka alika sy trondro ity??? toa mirefarefa be le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0706