omar bongo, 40 taona nanjakan
1. bazylou
(
22/01/2007 11:59)
hosni moubarak 26 taona nanjakana, kadhafi 30 taona maheri nanjankana, niantsika io 10 taona izany izao , ary hananika ny 25 taona ohatr'ilay teo aloha raha izao no mitohy!!:lol::lol:
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:38
5. bazylou
(
23/01/2007 22:36)
ka tsy maintsy hoe miteniteny foana anie rehefa milaza ny marina e!! sa ahoana ry fiffi sy kitjo sy xxx sy ny tariny!!
Izahay aloha tsy trondro voazanaka mpanara drenirano ohatranareo e!!
Izahay aloha tsy trondro voazanaka mpanara drenirano ohatranareo e!!
7. xxx
(
24/01/2007 10:41)
i bazylou hono izany ry zareo tsy tondro voazanaka fa tondro maty mpanara-drenirano an'i tezitra, samy kely atidoha..
