tandremo fa maro ny

1. bazylou ( 19/01/2007 22:34)
mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:17
2. Fiffi ( 19/01/2007 22:45)
Ny fiainanao aloha jerena voalohany ry bazylou alohan'ny hilazana hanao fitandremana ny hafa....

Possible ve @ bazylou hoe "tiavo ny fahavalonao tahaka ny tenanao" ? ny valiny tondé fantatra satria enao tsy tia ny mpiray tanindrazana @ nao.

Avelao koa ny mpino sy ny kristiana hibanjina ny baiboliny fa na de efa akaiky aza ny farany de "na dia hamakivaky no lohasaha alokin'ny fahafatesana azsa aho , dia tsy hatahotra ny loza aho fa Hianao no amiko" (fa tsy hainao io ry bazylou)
3. jhouhlambout ( 20/01/2007 00:24)
4. cutie ( 20/01/2007 01:38)
hummm hummm fiffi:lol:
5. Fiffi ( 20/01/2007 07:34)
marina io nolazaiko io kah !
6. scorpion ( 20/01/2007 11:14)
Fiffi> tsy tokony afangaro kosa ny resaka politika sy fivavahana. Toa lasa mitsara olona izato ianao, ary raha ny hevitro manokana tsy tokony ahitana teny masiaka sahala amin'izao eto amin'ny dinika fivavahana sy finoana ity. Sa tsy mahazo maneho ny heviny momba ny finoana refa tsy mitovy fiheverana aminareo??
7. Fiffi ( 20/01/2007 11:29)
scorpion: an3 kosa an ! tsy hoe mitsara aho sanatriavina eto @ fivavahana sy finoana , tsy anjarako koa ny hitsara ny finoan'ny olona saingy mafy dia mafy ny hataon'i bazylou @ gasy (asa raha manaraka ny dinika ianao) mampalahelo ary tsy tanty ny zavatra lazainy momba ny gasy mpiray tanindrazana aminy.
Moa raha sanatria ka natohana olona ny zavatra nolazaiko eto dia hialako tsiny indrindra. (de hario raha ratsy)
8. bazylou ( 20/01/2007 16:43)
izany no izy rey olona ka raha tsy tia ianao dia aza makaty e!!:lol:
9. Fiffi ( 20/01/2007 16:53)
bazylou: nga kosa aty hiany no ahitana an'zany ? aiza eto ambonin'ity tany ity no tsy misy mpisandoka ?
Aleo mazoto mivavaka , mangataka an'Andriamanitra mba tsy ho tratran'ny hafetsen'ny devoly sy ny satana......
10. jhouhlambout ( 21/01/2007 01:28)
11. soanja ( 21/01/2007 04:08)
bazylou:

mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna


Marina be io teny io. Msaotra Bazylou a.

saing tsy ampy kely hoe "ampio izay reraka/malemy, omeo tanana izay mangataka raha hitanao fa mety aminy izany ka vitanao ary karakarao tsara ny planetantsika ary farany sy voalohany katsaho Andriamanitra ao anatinao fa ts lasa lavitra izy fa eo akaiky eo ihany miandry anao hanantona azy."




12. xxx ( 21/01/2007 19:17)
soanja: =))=))=))
13. Zina ( 22/01/2007 00:11)
soanja [ Valio ] 21-01-2007 05:08:47
Lohateny : Re : tandremo fa maro ny
Hoy i bazylou:

mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna



Marina be io teny io. Msaotra Bazylou a.


amiko io dia tsy marina.

ahona no ahafantaranao ny mpaminany sandoka raha tsy manana ny tenin'Andriamanitra ao izy manoro ny rehetra momban;ny fitandremana ny paminany sandoka.

oy i soanja
voalohany katsaho Andriamanitra ao anatinao fa ts lasa lavitra izy fa eo akaiky eo ihany miandry anao hanantona azy."


ahona no fomba hikatsahanao an'Andriamanitra raha tsy mamakin'ny teniny ianao ???
ahona no ahafantaranao fa misy Andriamanitra raha tsy avy @ alalan'ny teniny izay nomeny antsika ny Baiboly????
14. cutie ( 22/01/2007 02:07)
ahona no ahafantaranao fa misy Andriamanitra raha tsy avy @ alalan'ny teniny izay nomeny antsika ny Baiboly????

jereo ny manodidina anao
15. prime ( 22/01/2007 11:36)
cutie> fa misy inona manodidina ahy?:-D:-D:-D
16. cutie ( 22/01/2007 15:28)
jereo koa:-D:-D:-D
17. cutie ( 22/01/2007 15:52)
ka i prime koa ange tonga de manao solomason'le FM de lazain'ny fa izao tontolo izao le manodidina azy de minia tsy mijery :-D
18. Zina ( 22/01/2007 18:12)
cutie [ Valio ] 22-01-2007 16:28:21
Lohateny : Re : tandremo fa maro ny
jereo koa

cutie a marina ny lazain-ndry, afaka hita @ zavatra namboariny manondidina isika. Fa tsy tokony hijanona eo satria nomen'ny baiboly isika mba ahafantarana an'azy bebekokoa ary mba tsy ho lavo satria ilay devoly dia eo akaiki-tsika foana miezaka ny henoin-tsika an'Andriamanitra @ alalan'ny baiboly..
.oy Jesosy ao @
Prov 7: 1-3
Mon fils, retiens mes paroles, Et garde avec toi mes préceptes.
7.2
Observe mes préceptes, et tu vivras; Garde mes enseignements comme la prunelle de tes yeux.
7.3
Lie-les sur tes doigts, Écris-les sur la table de ton coeur.

Jereo ko ao Prov. 4: 20
Mon fils, sois attentif à mes paroles, Prête l'oreille à mes discours.
4.21
Qu'ils ne s'éloignent pas de tes yeux; Garde-les dans le fond de ton coeur
19. prime ( 23/01/2007 10:03)
zina> Mitovy hevitra tanteraka...
cutie> Minia tsy mijery ahoana? ka mijery be mihitsy azany kanoooo... ny baiboly ihany anie no fitaratra ahitàna azy e...:lol:
20. cutie ( 23/01/2007 14:35)
cutie> Minia tsy mijery ahoana? ka mijery be mihitsy azany kanoooo... ny baiboly ihany anie no fitaratra ahitàna azy e...

ny baiboly no jeren'i prime koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5511