Androso aho ity maty renibe,hihemotra anefa toa asa?
1. niryna
(
20/01/2007 00:54)
Ahoana tokony ny hevitrareo fa ny taona ity mandroso ihany raha hijanona aty ivelany,raha hody anefa toa matahotra ny ho lany 'zay kely ananana?:roll::roll:
novalian'i rakotoline ny 09/03/2007 11:10
2. bazylou
(
20/01/2007 01:34)
tsy maintsy hoe ho lany izay kely anananao satria tany tsy stable sy tsy manana rafitra mazaav i Madagaikara na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona!!
Tys ohatran'ny aty hoe rehefa izao no atao dia izao ny vokany ary izao avy ny lalana sy institution mifehy azy!!

3. dailynews
(
20/01/2007 03:23)
Alefaso dieny izao ny vola hanamboarana trano aloha raha mbola tsy nanorina. Dia mijanona taona vitsivitsy raha afaka mijanona hanangonambola hanaovana azy sy vola hafa hanaovana zavatra hafa. Fa ny trano harena mipetraka.
Asa aloha fa mba hitako atao ny olona io alohan ny hody.
ary raha mikasa ny hiverina dia aza mandanindany vola intsony @ resaka voyage sy ny fahafinaretana maro samihafa aty ivelany sns... fa manangona vola ampamatorana mihitsy hanomanana ny fodiana sa..???

4. Fiffi
(
20/01/2007 06:54)
nga tsy mandray "retraite" i niryna rehefa en retraite io an ! de mandray vola hiany kosa isam-bolana eh !
5. niryna
(
20/01/2007 06:57)
Fiffi:
nga tsy mandray "retraite" i niryna rehefa en retraite io an ! de mandray vola hiany kosa isam-bolana eh !
Tsy voatery handray retraite daholo aky ny olona ry fiffi a:cry::cry:
6. patrick2002
(
20/01/2007 08:48)
Dia asany niryna aloha eh!eritrereto tsara alohany angalana fanapaha-kevitra ,fa tsy voatery ho lany akory izay tahiry rehefa mody any Dago, raha ohatra ka manana mpanosika niryna tonga any dago ,ka mety hitana toerana chef de projet ,inona ny olana ,na vonona ny hampiasa ny fahaizanao any dago ,modia dieny mbola tsy tara .
Maninona koa anefa raha ny fiainana nao efa aty ampitan-dranomasina no hatsaraina ,manao formation ,dia mitady asa tsara ,na hatao izay haazona taratasy (raha tsy manana ianao).
Manahirana mantsy ity maka fanapaha-kevitra tsy voalanjalanja ity ,hahatsiarovako ny Papako tsy nety naka nationalité Francais t@ 1958 fa hoe tsy mivarotra tanin-drazana hono ,ary ry zareo mihintsy no mpanaraby ny gasy manana nationalité tamin'izany hoe vazaha taratasy.

8. kally
(
21/01/2007 04:17)
Tsara tokoa aloha ilay hoe manaova trano SAINGY fadio ny manomboka trano nefa ianao tsy any akory.
Dia anontanio tsara ny tenanao hoe inona no tena tianao fa rehefa fantatrao izay tena tianao dia ho todinao foana izany!

9. niryna
(
21/01/2007 05:19)
bazylou:
tsy maintsy hoe ho lany izay kely anananao satria tany tsy stable sy tsy manana rafitra mazaav i Madagaikara na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona!!
Tys ohatran'ny aty hoe rehefa izao no atao dia izao ny vokany ary izao avy ny lalana sy institution mifehy azy!!
Mitombona io,ny tena mandreraka dia ny fianakaviana misaina sy manao hano fa adala tompo.
10. xxx
(
21/01/2007 18:26)
Raha tsy mahadiso, fa mba firy taona ianao ? no mieritreritra ny hoe ny taona efa mandroso ? Miankina amin'io mantsy. Hihoatra ny 40 ve ?, entre 25-35 ve ?
11. xxx
(
23/01/2007 05:51)
xxx:
Raha tsy mahadiso, fa mba firy taona ianao ? no mieritreritra ny hoe ny taona efa mandroso ? Miankina amin'io mantsy. Hihoatra ny 40 ve ?, entre 25-35 ve ?
Tsy maintsy mieritreritra ny avenir kosa fa angaha hiandrasana ho antitra .
12. niryna
(
29/01/2007 02:12)
Koa raha tanora ratsy fahandro hono antitra vao ratsy laoka.Tsy maintsy mieritreritra ny avenira amin'izay.
13. niryna
(
31/01/2007 05:51)
kally:
Tsara tokoa aloha ilay hoe manaova trano SAINGY fadio ny manomboka trano nefa ianao tsy any akory.
Dia anontanio tsara ny tenanao hoe inona no tena tianao fa rehefa fantatrao izay tena tianao dia ho todinao foana izany!
Marina tanteraka io raha tsy ohatra ka manana olona azo antoka ianao kanefa :roll::roll::roll:sarotra
18. xxx
(
06/02/2007 06:49)
Tena tsy misy azo antoka izany ry niryna a.Be mpamadika sy tia tena ny olona any.Efa hitako io
19. mbaliana
(
06/02/2007 12:50)
xxx> tsy misy ny tonga lafatra fa ny Ray aman-dreninao ve raha any dia tsy atokisanao koa? asa aloha e
20. niryna
(
06/02/2007 17:20)
marina io tenenin'i xxx io indrindra fa fantany ianao fa tsy ho tonga any matetika.Mivadika daholo na rar aza indraindray vokatry ny hevitry ny ankizy.:cry: