Androso aho ity maty renibe,hihemotra anefa toa asa?

21. mbaliana ( 06/02/2007 20:32)
niryna> zany ve akia.. asa aloha e
22. niryna ( 08/02/2007 05:56)
Mbaliana a ,mampalahelo anie ny toe-tsaina gasy sasany,hano fa adala tompo.Heveriny fa misy vola raofina amin'ny sobika aty,misy koa aloha miseho azy ho tena ....rehefa tonga any hany ka ....
23. mbaliana ( 08/02/2007 10:33)
asa aloha le adala tompo fa ny toe-tsain'ny gasy any dia hoe be vola ny aty andafy.. za koa mieritreritra fa fauten-tsika ihany satria rehefa tonga any isika dia mandany vola satria vakansy moa no aleha .. any zareo ka mieritreritra hoe ary afaka mandany vola be ny olona avy any...dia ataony zay ahazoany kely amintsika sitrany ahay...
dia ohatra koa hoe hividy trano any ohatra, ry zareo mieritreritra hoe tsy maika fa ity no tena maika dia fiainany andavanandro dia eo koa moa ny fitiavana tiatia kely sns...tsy hay intsony e
24. niryna ( 09/02/2007 06:47)
Na tsy dia miseho daholo ny olona, mampalahelo anie ilay fianakaviana e.Ny ahy aloha nanana tanjona aho tamin'izaho tany farany dia ny hitondra teny soa mahafaly sy ny hiteny ny havana izay tsy mba mety mifamela amin'ny zavatra tsy dia misy dikany.Nandeha nitety ireny ambanivohitra ireny aho nizara vatomamy.Faly ery aho nony nody taty
25. mbaliana ( 12/02/2007 20:47)
niryna> tsara akia zany...
26. xxx ( 16/02/2007 06:01)
Angamba mila manangona vola amin'izay koa izahay fa toa tena ho sarotra izany hody any izany
27. rakotoline ( 09/03/2007 11:10)
:^)zareo a,izao no eritreritro ,rambola olombelona dia tsy maintsy an-dravola mandra-pahafaty fa choix fotsiny io,ary tsy maintsy dinihana tsra,rahiala amin'ny hiver,na hody an-tanindrazana ,misy aloa miteny fa mora kokoa ny mitady vola hakanesana any dago,ramipetraka ivelany fa raha any dago té hivoaka ny tanindrazana dia sarotra ny mitady vola,ka choix izany ary hilaina fandinihina sy calcul e:}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0625