hitako tao amin'ny l'hebdo

1. bazylou ( 19/01/2007 21:46)
tamin'ny ity herinandro ity io an!!

Ny RAR mihitsy hono no mamporisika ny zanany vavy hivaro tena any Mahajanga!!

Be hono ny olona matin'ny tendany tao Antananrivo tao fa nihinana zoridira sy sakafo sinoa lany daty efa narian'ny tompony teny anjoridira!!
novalian'i kally ny 21/01/2007 04:39
2. xxx ( 19/01/2007 22:51)
ka firy taona le zazavavy ,de taiza ho aiza tao jangil ,re-matiny tendany :tsy fidiny satria sarotra ny fiainana
3. bazylou ( 20/01/2007 01:38)
zaza tsy ampy 16 ans daholo ireo !!
Io anie ilay tsy mety e!! nahoana no lazainao fa tsy fidiny ny nahazo azy!! fisainana gasy btolo be izany!! ianao no nandeha antsitraposatria nahita misao perimée dia hoe tsy fidiny!!
Fa nahoana raha mba mandinika kely 1s na dia maty noana aza ??,,
Aiza ilay sosialin'ilay 8 e???
4. Fiffi ( 20/01/2007 07:49)
inona indray re no hidiran'i Ravalomanana @ zany eh ?????
5. bazylou ( 20/01/2007 16:38)
i ra8 mihitsy no coupable ao satria tsy hainy ny manome rafitra sosialy hitsinjovana ny vahoakany!! taiza koa no nisy RAR namporisika ny zananay hivaro tena raha tsy izao!!
6. kally ( 21/01/2007 04:39)
bazylou:

i ra8 mihitsy no coupable ao satria tsy hainy ny manome rafitra sosialy hitsinjovana ny vahoakany!! taiza koa no nisy RAR namporisika ny zananay hivaro tena raha tsy izao!!


Tsy misy idiran'ny rafitra sosialy izany, rehefa mitady tany malemy hanorenam-pangady dia izany no alehany, RAR tia vola loatra sy maivan-doha.
Na firenena misy rafitra sosialy na tsia dia misy foana ny mpivaro-janaka, resaka fisainana sy fahendrena ihany no mitondra an'io rabazyl a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2792