ny lehilahy dia tia ny havany foana
1. xxx
(
19/01/2007 15:36)
manao ahoana e, mba mandalondalo ato @ ity dinika resa-dehilahy ity za fa dia mahavariana loatra ny toetranareo lehilahy, surtout refa manambady fa tsy laitra mitsy raha vao resaka havana, tsy hoe tsy tia ny havany akory ny vehivavy fa mahay manisy limite, tsy haiko raha misy mitovy ny cas ny vadiko eto fa zahay mipetraka eto france, fa hitanareo hoe normal ve ny hoe mandefa vola isan-bolana any dago any @ mamany, nefa ny karama aty smic, mandoa hofan-trano, efa manan-janaka, ao anaty ny karama tsy maintsy misy pension foana, zay ny ilazako azy, ka resa-dehilahy ny eto, mba omeo tor-hevitra ireto a, misaotra indrindra.
novalian'i Aotsara ny 20/02/2007 15:07
2. xxx
(
19/01/2007 15:42)
tsy haiko aloha fa ra izaho koa no teo amin'ny toerany dia nanao ohatra izay ihany aho eh. Mamanay io koa, iza no nitsabo raha narary? ....
Aza mitsipaka laka-nitana.
Aza mitsipaka laka-nitana.
3. xxx
(
19/01/2007 15:45)
tsy mandà za akory hoe reny io, raha marary io iza no hitsabo, za koa manana reny tahaka azy, fa indraindray ianareo lehilahy tia tena loatra, ka asio fiheverana ihany, refa dinihina ny fisaraham-panambadiana avy @ lehilahy ny ankamaroany.
4. Zina
(
19/01/2007 15:52)
Ny fiheverako azy aloha dia izaho:
mahatsapa ny valim-babena kokoa ny lahy nohon'ny vavy. tsy midika zany
ny vavy tsy manana fa plus accentue izy any @ lahy..
fa il lazainao io dia marina mihitsy ny fianakaviany ihany no jereny fa ny an;ilay vavy secondaire be...
ka anjaran'ilay vavy ko mba manampy ny fianakaviany ka...ataovy carte sur table oe ianao manampy ny anao dia izaho koa hanampy ny ahy dia ho jerena eo izay lazaina rehefa tsy misy vola intsony ao an-trano ...manao play fair retsy a...

5. xxx
(
19/01/2007 15:56)
zina : marina mitsy ny teninao, fa zany hoe mahagaga aloa ilay toetra e, aleo mitsy angamba atao an'izay, kanefa lazako eto fa ny reniko tsy mety ampiana izany satria mi-comprendre ny fiainana misy ahy izao satria efa manan-janaka, fa ny avy aminy sur aho fa jamis tsy handà mitsy fa hoe andefaso foana, aty koa ny fiheverany angamba hoe milatsaka vy any an-danitra ny vola.
6. booboo
(
19/01/2007 16:20)
Miresaka miresaka ihany e ...tsy mampitaha hoe ny reniko zao ny reninao zatsy sns, miresaka am-pitoniana mitady marimaritra iraisana e
7. Samoana
(
19/01/2007 16:40)
na smic na tsy smic rehefa te handefa de mandefa retsy ry XXX a ! fandalovana ny eto an-tany ka tsy aleo ve izy velona mba tsipatsipazana raha tsy mbola maty mosary ny tena ?Tsy misy dikany raha ampitahaina @ nataony antsika hatr@ izay anie ny kely mba vitantsika ho azy e !
Ary io tsy hoe mamam-bady na mamako fa azo atao ary tsy tokony ahatarika disadisa @ mpivady akory. Natorely io fa aza hasarotina e !
Ary io tsy hoe mamam-bady na mamako fa azo atao ary tsy tokony ahatarika disadisa @ mpivady akory. Natorely io fa aza hasarotina e !
8. xxx
(
19/01/2007 18:06)
ok ary e ! misaotra @ conseil, ka tsy misy aminareo ary ve mitovy cas @ vadiko e, ho an'i zay aty ivelany, mba zarao ny expérience nareo ary e, ahitana marimaritra iraisana.
9. Aino
(
19/01/2007 19:00)
raha aminko indray aloha dia norimaly ny adefasany any raha toaka sahirany maman satsia koa ny any no sarotra kokoa ny fidedavambola noho ny aty, ny antsika aty 6euros por heure hoatra mahazo 30 na mahery ao anaty ny ray andro raha miasa tontolo andro nefa ny any ry zareo any io no mba azo ambambolaza, misy ny mahazo ambony kokoa ary misy aza mety tsy tody 10euros pour moi ankory.
de raha @ io situation io indray ny antony tsy mampaninona ahy, na lahy io na vhv.
fa dia tsara koa anefa ny manampy ny famille satsia ny havana hono tsy azo soloina fa ny vady kosa azo soloina, ka raha handao anao ny vadinao hoatra ny havanao tsy andao anao izany.
izay aloha no fahitako azy avy ety hivelany na dia tsy ananako aza ilay tokatrano voalaza eo @resaka.

10. bazylou
(
19/01/2007 22:28)
izaho kosa mahita fa match nila ilay izy e!! samy tia daholo na ny lahy na ny vavy fa ny olana dia matetika rehefa manampy dai tsy maintsy omena koa ny rafozana raha tsy izany voahoso potaka!! be mpialona manko ny gasy!!
11. xxx
(
19/01/2007 23:12)
izaho vehivavy, izaho indray aza no mandefa vola any @ RAD-ko kokoa noho ny vadiko. Fa rehefa mandefa any @ RAD ko aho dia milaza amiko izy fa tokony handefa somme mitovy @ iny ihany koa aho ho any @ RAD-ny dia samy mahazo.
13. niryna
(
20/01/2007 06:20)
xxx:
tsy mandà za akory hoe reny io, raha marary io iza no hitsabo, za koa manana reny tahaka azy, fa indraindray ianareo lehilahy tia tena loatra, ka asio fiheverana ihany, refa dinihina ny fisaraham-panambadiana avy @ lehilahy ny ankamaroany.
Dia mandefasa vola any amin'ny mamanao koa na hoe manana aza izy ohatra izay ilay hoe 50/50 koa!Afaka miteny ny vadinao ianao ny hampitovy lanja fa raha tsy miteny ianao indraindray izy tsy mahafantatra.Ny reny no tian'ny lahy indrindra noho ny ray ka aza omena tsiny izy raha tsy miteny aminy ianao.
14. tywa68
(
20/01/2007 10:09)
niryna sy xxx : rehefa am-pitiavana ny hanaovana an'izany fanomezana zany dia tsy olana, zany hoe mba miara-mandray anjara fa tsy hoe volan'i lhl na ra-vhv fa volan'ilay mpivady !
samoana : :-*
samoana : :-*
15. xxx
(
20/01/2007 10:25)
salut enao zao akia an! rehefa tsy manafina andry izy fa eo imason-dry tsy blem ! de atao ohatr'izay koa ny maman-dry fa raha afeniny kosa de samia manampy ny havany eh!! za manana cas ohatran'io fa zay no ataoko eh!
16. kally
(
21/01/2007 04:33)
Mifampiresaha ianareo roa! ekena ny fanampiana fa raha tsapanao ho mavesatra manjary manapoizina ny fiainana, ianareo roa koa no hisaraka eo ny farany.
Hazavao aminy hoe inona notena tsy zakanao amin'ilay fanampiana efa ho lava. Sao sanatria tsy fitiavana fotsiny sa tena misy akony be eo amin'ny toe-bolanareo(tsy hoe valiana eto io akory!)
Raha variana manampy ny hafa foana koa, inona no ho anjaran'ny zanakareo any aoriana?
Ary ilay hafa ampiana, aza dia zarina tolorana trondro fa mba omeo azy koa ny fintana hanjonoany.

17. xxx
(
21/01/2007 12:20)
efa nifampiresaka izahay, fa fantatro aloa e mandefa vola isam-bolana ny vadiko fa zany hoe tsy ampahafantarainy ana intsony ny montant ny vola alefany any, efa nisy montant ny fixer-na dia @ izao fotoana tsy ilay montant intsony fa niakatra ny vola alefany, marina fa tsy mijaly akory zahay fa manana ny ampy kely, tsy hoe maty mosary, fa ilay fanampiana zany efa ho lava e, pension alimentaire ho an'i mamany tous les mois, ka tsy hisy fijanonana mihitsy izy ity, ka zao koa e, ny rafozako tsy ary niasa hatrizay niainany, tsy fanaratsiana izany fa tena marina fa na any aoriana ary izy tsy manana retraite akory ka tsy maintsy ho babena foana izy mandra-pa........, hoy ny fitenenana hoe ny nenina tsy aloa fa aoriana, en plus izay tia adala araka ny teny malagasy, kanefa t@ zany fotoana mbola tsy nivady fa samy mbola tany madagasikara tsisy resaka an'izao zava-mitranga izao, fa nony indray tonga taty dia lasa nivadika zavatra be dia be, en géné ral aloa za nanenina e, kanefa efa niteraka izahay dia avela andeha ho azy eo e.
18. xxx
(
21/01/2007 13:07)
Izaho taloha de nanao hoatranao , marary fo sy saina mihitsy mieritreritra ny ataon'ny vadiko tonga mangataka vola any aminy daholo ny mamany , ny anabaviny nefa anie zahay ta@ zany vao nivady vao nihary ny tena ary moa indray ² tsy mahatnga volana akory ny karama fa nihafiana teny , ny tena marina ny lehilahy de malemy refa resaka fianakaviany tsy misy azonao atao mihitsy zany fa de tsy misy afa-tsy ny resaka ihany , mahita ny zandriko lahy aho izao de mahatsiaro mihitsy ny nataon'ny vadiko fa de zay e miresaha e ,
19. xxx
(
21/01/2007 13:14)
matetika moa dia io hoe miresaka io foana no conseil azoko, fa samy tsy mahay miresaka izahay, raha vao ny fianakaviany no tenenina dia tonga dia ady be, tsy azo tenenina na "i" ary, dia inona ny solution nataonao "xxx" mba nahaizanareo niresaka, fa zao tsy manao an'izany firy intsony ve ny vadinao, grave aloa ny lehilahy e, fony mbola tnay madagasikara fa vao fahana lalitra tsara mitsy aloa za e, tsy haiko loatra ilay hoe miresaka e.
20. diamondra27
(
21/01/2007 17:28)
sambatra zany lhl zany!
saingy lazao fotsiny izy we mba jereo ihany ny tokantrano e!, za we tsy manakana fa mba ataovy mitovy lanja le izy fara-faharatsiny.
Ahoana aloha ny ataon'izany smicard zany afaka mandefa vola nefa zahay aza salarié mbola mikotrana be vao mahavita izany.
Mba zarao ny tetika we?Inona ny combine sao de mahasoa klé?