sao mba ianao ny olona tadiaviko

1. malagasymisera ( 20/01/2007 22:10)
vehivavy tsotra, tsy be teny ratsy mipetrakaeto la frantsa(l)
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 19:17
2. Fiffi ( 20/01/2007 22:13)
heu....raha zah enao de fenohiko aloha ny mombamomba fa manjary tsy hisy hamaly eo an ! :wink:
3. fasaly ( 20/01/2007 23:21)
heuhhhhh! zà kalou tsy be teny ratsy sady tsotra fa tsy mipetraka ao la frantsa:? tsy zà mitsy zany no tedavinao:cry:
4. sitlo ( 21/01/2007 02:05)
za sady tsy vehivavy no tsy tsotra no be teny ratsy no tsy mipetraka ao la frantsa.
donky
mety tsy ho izaho ilay tadiavinao
5. dongadonga ( 21/01/2007 08:54)
tsy mbo za zany bandy zany an ,satria za aty dago:lol:
6. mbaliana ( 21/01/2007 08:59)
dia tsy mety zany raha vao tsy ao frantsa donc tsy za koa zany ... ary ny tsy ilainy ihany no mamaly an =))=))
7. tywa68 ( 21/01/2007 09:34)
inona no tena fonosin'ilay "tsotra" aloha ê ? :wink:
8. rurik ( 21/01/2007 11:59)
:roll::roll:sao de za zany:lol:
9. fasaly ( 21/01/2007 13:18)
rurik::-D:-D:-D:-D mitono tena an!
10. andry08 ( 21/01/2007 14:27)
zah kômpliké be na dia tsotra aza:-D:-D,fa angamba tsy ho izaho izany!
11. malagasymisera ( 21/01/2007 16:14)
andry08:

zah kômpliké be na dia tsotra aza:-D:-D,fa angamba tsy ho izaho izany!



kompliké @ ahoana ary
12. malagasymisera ( 21/01/2007 16:16)
Fiffi:

heu....raha zah enao de fenohiko aloha ny mombamomba fa manjary tsy hisy hamaly eo an ! :wink:



merci nanoro hevitra, fa ny ankamaroan'ny olona koa ange mandainga daholo @ net e,fa misaotra betsaka, ho hita eo e:roll:
13. malagasymisera ( 21/01/2007 16:24)
rurik:

:roll::roll:sao de za zany:lol:



tsy mety ho ianao ka,tsy ianao mihitsy:)
14. malagasymisera ( 21/01/2007 16:33)
tywa68:

inona no tena fonosin'ilay "tsotra" aloha ê ? :wink:



ohatranao, :wink:
15. malagasymisera ( 21/01/2007 16:36)
mbaliana:

dia tsy mety zany raha vao tsy ao frantsa donc tsy za koa zany ... ary ny tsy ilainy ihany no mamaly an =))=))



mba hafa kosa ny anao aloha e, tsy maninona na Italie aza:)
16. booboo ( 21/01/2007 20:28)
Tywa68 > hihihi zany hono

Mbaliana > tsy maninona oun hihihihihi
17. ari.malala ( 22/01/2007 08:10)
ary raha dago ve tsy mety? hihihi
18. rurik ( 22/01/2007 09:02)
fasaly:

rurik::-D:-D:-D:-D mitono tena an!


fasaly an ka za tsinona tsy dia be teniteny taloha ko hi hi hi iza no mahita:-D:-D:-D:-D
19. mbaliana ( 22/01/2007 11:57)

mba hafa kosa ny anao aloha e, tsy maninona na Italie aza

hafa ahona dia mety tampoka ndray zany?

tywa68> ao zany tsika 2 koa :-D:-D
booboo> tonga ve dia nety tampoka hono aleo ndray alou za no hitady critère klou =))=))
20. andry08 ( 22/01/2007 18:44)
sady mapme ilay mitsatoka hoe "sao dia ianao":-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.156