sao mba ianao ny olona tadiaviko

61. malagasymisera ( 28/01/2007 01:32)
mbaliana:

tout è refaire zany koa..

bon j'avoue ary e,i mbaliana tiako ianao?

tsy izy io nosoratanao io zany fa tokony mbola hifidy ianao dia tsy za intsony no ho fidianao rehefa avy eo 8)8)

mbaliana, sidi, tywa68,izao aho manana candidate 3 be izao, na dia ny iray aza mahasarika kokoa, ho hitantsika eo ny tohiny, mbaliana? tywa?sidi?xxx?...asa? tsy haiko ny hifidy fa izay anjarako no alaiko, samy tsara daholo ny vehivavy malagasy,
62. tywa68 ( 28/01/2007 12:22)
mbaliana : =D=D

malagasymisera : i mbaliana hoa efa vonona fa aza avela :wink:
63. Fiffi ( 28/01/2007 13:50)
hummm......
64. malagasymisera ( 28/01/2007 17:20)
Fiffi:

hummm......

fa ahoana ry fiffi, hilatsaka fahaefatra angaha ianao? mbola tsy natombokany fifidianana, fa mbola mahazo mametraka candidature,
65. henrie ( 28/01/2007 17:39)
ary raha avy aty italie nga tsy mety , mifanakaiky ihany anie sika eh :wink:
66. malagasymisera ( 28/01/2007 18:45)
henrie:

ary raha avy aty italie nga tsy mety , mifanakaiky ihany anie sika eh :wink:

bon, fahadimy izany ianao koa, :lol::lol:,sao mbola misy koa any ho any?kely sisa dia hanomboka ny fifidianana?
67. henrie ( 28/01/2007 20:33)
malagasymisera:

henrie:

ary raha avy aty italie nga tsy mety , mifanakaiky ihany anie sika eh :wink:

bon, fahadimy izany ianao koa, :lol::lol:,sao mbola misy koa any ho any?kely sisa dia hanomboka ny fifidianana?

:-D:-D:-D:-Dataovy tsara ary ny fifidiana an aaaa
68. malagasymisera ( 28/01/2007 20:56)
henrie:

malagasymisera:

henrie:

ary raha avy aty italie nga tsy mety , mifanakaiky ihany anie sika eh :wink:

bon, fahadimy izany ianao koa, :lol::lol:,sao mbola misy koa any ho any?kely sisa dia hanomboka ny fifidianana?

:-D:-D:-D:-Dataovy tsara ary ny fifidiana an aaaa

:-D:-Dmiankina @ candidate ihany io, mety misy na tsia deuxième tour:-D:-D
69. henrie ( 28/01/2007 21:32)

aleo asina mhts raha toa k ilaina k , aza atao fiodindna voalohany zany fotsiny d vita fa sao ratsy fidy eo .... tandremo sao misy mangalabato an :-D:-D:wink:
70. mbaliana ( 29/01/2007 11:37)
tywa68> hahahaha njy no tao voalohany koa za.. aza miala bala eo an...:-D:-D:-D

71. ari.malala ( 29/01/2007 13:03)
:-D:-D ary taraiky beuh njay za zanya, hay v efa misy fametrahana candidature e! za wa mamachn ts met v? :-D:-D
72. henrie ( 29/01/2007 13:18)
taraiky mhts zany dry ry ari.malala izahay avy aty italia ary efa ovina no nirotsaka :-D:-D:-D
73. Nafaya ( 29/01/2007 13:39)
Ary maninona mihitsy mo ra mba ny avy aty @ tena tanàna ndray ndray no manao topi-maso e!! oay!! topi-tsoratra mantsy e!!:°):°):°)
74. henrie ( 29/01/2007 14:03)
aiza io tanana io eh ??
75. papounette ( 29/01/2007 15:04)
malagasymisera:

vehivavy tsotra, tsy be teny ratsy mipetrakaeto la frantsa(l)

:lol:Tsy mba misy kiritera hafa ve?Aiza ve zahay tonga de éliminée dôfisy!:-D:-D:-D
76. booboo ( 29/01/2007 15:19)
:-D:-D
77. andry08 ( 29/01/2007 15:20)
fa inoàna no tadiaviny e?Sao dia mitady fe mitady fotsiny aza?
Lazao izay tadiavinao sao dia diso be eo ! Jereo ny mombamomba azy nefa na izany aza dia hanontanio fa mandainga ny telo ampaha-efatrin'ny ankizy fa mijanona any @ anonymat daholo.:)
78. mbaliana ( 29/01/2007 19:22)
mitady ny tsy hita hono izy e :-D:-D
79. tywa68 ( 30/01/2007 06:33)
efa nifidy izy fa raha mbola te-hisoratra anarana toa mbola raisiny koa !

mbaliana :-D:-D:-D
80. papounette ( 30/01/2007 07:54)
tywa68:

efa nifidy izy fa raha mbola te-hisoratra anarana toa mbola raisiny koa !

mbaliana :-D:-D:-D

:°)Mbola te hisoratra ange aki fa le kiriteran'lery mafy loatra knooooo!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258