sao mba ianao ny olona tadiaviko

121. henrie ( 06/02/2007 22:00)
malagasymisera:

tywa68:

2 sisa no tsy namaly d i Fiffi sy booboo fa dia miandry zahay (liana hahita ny tohiny) !





bon dia misaotra ny mpandray anjara isika izany, mbola hapetraka ny fanontaniana, fa tsy amin'ireto candidate teo aloha intsony:-D:-D:-D,ny loka azon'izy efatra mirahavavydia fanasana hisakafo any amin'ny toeram-pisakafoanana:-D:-D, na mandihy ao Montana sa ho any Toulouse?izay tianareo, teneno aho rehefa vonona haka ny loka,:D:D, fa ny tsy fantatsika dia misy olona fantatro amin'izy ireo, iza ary?


tsy izaho alou zany fantatrao zany eh .... asa anefa , mety za ve ??
122. Fiffi ( 06/02/2007 22:16)
tywa68:
2 sisa no tsy namaly d i Fiffi sy booboo fa dia miandry zahay (liana hahita ny tohiny) !
zah hoa akia tsy miditra @ zany an ! zah mamaky zay lazainareo fotsiny ......


123. paris10 ( 06/02/2007 22:32)
tsy zà fa zà be resaka kou!
124. Fiffi ( 06/02/2007 23:20)
humm....io fa misy candidature vao2 hihihihi
125. landza ( 07/02/2007 06:55)
Fiffi:

humm....io fa misy candidature vao2 hihihihi


eny woa ry fiffi , aleo ndray izy mba hiditra eh :-D
126. Fiffi ( 07/02/2007 07:01)
127. tywa68 ( 07/02/2007 08:37)
tongasoa paris10 sy landza !

ô ry booboo a : misy laoka alaina hono =))=)) tonga dia i mbaliana no voahiraka :-D:-D:-D (any @ KFC zany f'iny no bobaka !)

Iza ilay fantatr'i malagasymisera ê ? i Fiffi ? :lol:
128. Fiffi ( 07/02/2007 08:40)
tywa68:
Iza ilay fantatr'i malagasymisera ê ? i Fiffi ? :lol:
an ? :roll:


129. henrie ( 07/02/2007 20:07)
lazao oe izay ilay fantatrao @ nay 4 bavy eh , ho hita eo ndray na marina na tsia .... :wink:
130. landza ( 07/02/2007 20:33)
tywa68:

tongasoa paris10 sy landza !

ô ry booboo a : misy laoka alaina hono =))=)) tonga dia i mbaliana no voahiraka :-D:-D:-D (any @ KFC zany f'iny no bobaka !)

Iza ilay fantatr'i malagasymisera ê ? i Fiffi ? :lol:


merci ry tywa68 za mandalo fotsiny fa tsy hilatsaka
candidate ka :wink:
131. mbaliana ( 07/02/2007 20:34)
tywa68 sy booboo> dia za foana no voateny amin'izany

ka lery ange fetsy be dia hoe mahazo prime nefa lery angamba zao any amin'ny fisakafoanana any voa hiasa hoe hifidy :-D:-D

iza tokoa le fantatrao dia ho za ve? :-D:-D
132. tywa68 ( 08/02/2007 11:51)
dia efa i mbaliana zany no invitée any @ resto aloha(mandehàna haingana dia tantarao anay e).
133. Fiffi ( 08/02/2007 12:29)
de iza no mi-paill ? :-D:-D:-D
134. andry08 ( 08/02/2007 16:31)
:-D:-Dtena iza tokoa na dia tsy hidirako aza ny resaka, fa io mi-paill io mantsy efa nisy resaka teto? :-D:-D:-D
135. henrie ( 08/02/2007 19:41)
mbola miandry an'ilay tsato piso zay oe iza ilay fantatrao ry malagasymitsena an:-D:-D:-D:-D:-D:-D ianao ndray no omenay prime raha mahafantatra :-D:-D:-D:-D
136. mbaliana ( 08/02/2007 19:53)
de iza no mi-paill ?


dia za ho antsoina ndray ve no hi paill .. izy no niantso koa... sady tsy ho wain be ve izy amin'izany sady zahay anie efa tsy candidate intsony e... prime=loka hono.. aiza misy prime ho vidiana
137. tywa68 ( 08/02/2007 20:25)
f'iza ahoana no mi-paill = i malagasymisera no hifidy ary hitondra any koa (azo ampiana ciné koa) :-D:-D aleo aho tsy hiditra intsony fa efa tsy candidate fa manohana fotsiny (an'i Mbaliana) :-D:-D
138. malagasymisera ( 08/02/2007 21:41)
mbaliana:

de iza no mi-paill ?


dia za ho antsoina ndray ve no hi paill .. izy no niantso koa... sady tsy ho wain be ve izy amin'izany sady zahay anie efa tsy candidate intsony e... prime=loka hono.. aiza misy prime ho vidiana



o ry Mbaliana, mba masiaka anie nareo izany e, aiza koa no hisy olona hiinvitér dia ny inviterna indray ve no "hipailla"?:-D:-D,tsy hifidy intsony aho,sao matahotra ny hofidiko indray ny sasany, mba te hiala voly fotsiny,
139. Fiffi ( 08/02/2007 22:12)
fa iza daholo ireo nofidianao aloha ?
140. tywa68 ( 10/02/2007 20:17)
Fiffi:

fa iza daholo ireo nofidianao aloha ?


Tsy hifidy intsony hono izy koa = miala voly fotsiny !
Zany hoe nandainga h@ voalohany :lol: sa matahotra ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0915