sao mba ianao ny olona tadiaviko

161. booboo ( 13/02/2007 13:02)
inona ry no sary tadiavinareo? izao aminareo no mba nametraka sary tato? tsy misy na dia iray akory aza? menatra? sa matahotra ny tsy ho lany?


:-D:-D

162. Fiffi ( 13/02/2007 13:20)
ka iza ary no andeha hiaraka @ malagasymisera @ sabotsy eh ! toa mbola tsy nisy nitonon-tena hatram-zao ? mba miandry ny zanak'olona ry zavavy an ! :)
163. mbaliana ( 13/02/2007 19:26)
za saika hoe hande fa prime ho an'le candidates niala...nefa tsy hande ndray fa kay ze tonga any dia mitono tena ohatry ny valala .. aleo miandry ny radem ka :-D:-D:-D sady tsy misy sary marina hihih :-D:-D
164. Fiffi ( 13/02/2007 19:58)
zay ary ny anao ry malagasymisera....
165. malagasymisera ( 13/02/2007 20:18)
Fiffi:

zay ary ny anao ry malagasymisera....



c pas grav,:wink: mm na tsy hisy ho tonga aza anie, samedi passera tjr, je reste 4 jours en Ile de france et je repars à Rennes pour 2 semaines et puis Pau, tant pis si y a pers ki veut venir,bye les filles et bon week end à vous, l'anniv, c t pas une blague, :wink::wink:, :-* à toutes
166. Fiffi ( 13/02/2007 21:50)
ndryyyyyy.......o ! ry zavavy aahhh ! mampalahelo kosa i malagasymisera eh ! :-*:-*
167. malagasymisera ( 13/02/2007 22:35)
Fiffi:

ndryyyyyy.......o ! ry zavavy aahhh ! mampalahelo kosa i malagasymisera eh ! :-*:-*



:-*merci fiffi, mais j'aime pas k'on ait pitié de moi, :arrow:bye ee:-*
168. Fiffi ( 14/02/2007 07:15)
169. mbaliana ( 14/02/2007 11:27)
malagasymisera koa dia mora leo tsss..di amirary soa amin'izay annif zany e
170. malagasymisera ( 14/02/2007 12:39)
mbaliana:

malagasymisera koa dia mora leo tsss..di amirary soa amin'izay annif zany e



:lol::lol:, pareil mm Mbaliana, je te connais tu sais?:-D:-D, dommage,^:^^:^
171. Fiffi ( 14/02/2007 15:48)
ao akia ry mbaliana mba tongava ndry aty paris @ sabotsy eh !
Zah ko zao hiakatra paris sabotsy saingy......:wink:
172. mbaliana ( 14/02/2007 22:45)
fiffi> kay hono izy mahalala ahy nefa za tsy mahalala azy .. tokony nataony ny presentation koa... :roll::roll:.. tsy aleo ve izy nomba mankaty aminay e
173. Fiffi ( 15/02/2007 06:35)
malagasymisera: tokony mankany hono enao zany !
mbaliana: forséo ao akia fa tsy ho tonga any hiany ve raha ....:)
174. mbaliana ( 15/02/2007 09:42)
fiffi> tsy mahazo mi -forcer olona zany akia...
175. malagasymisera ( 15/02/2007 11:02)
mbaliana:

fiffi> tsy mahazo mi -forcer olona zany akia...



mbaliana, c t pour rire et pour te feinter un peu kom nareo nananihany ahy :wink::-D:-D:-D, mais j'aurais aimé te connaitre,:lol::lol:, bon week end
176. Fiffi ( 15/02/2007 11:31)
mbaliana: hitandry @ zany aza .....
177. mbaliana ( 15/02/2007 19:58)
za efa niandry hoe iza ary zao mahafantatra ahy zao... hihihihi...

sady ny fiainana mitohy foana e.. iza no mahalala raha hifankahita ihany any aoriana any ... on ne sait jamais
178. Fiffi ( 15/02/2007 21:36)
rehefa misy fihaonana.......
179. malagasymisera ( 16/02/2007 10:16)
mbaliana:

za efa niandry hoe iza ary zao mahafantatra ahy zao... hihihihi...

sady ny fiainana mitohy foana e.. iza no mahalala raha hifankahita ihany any aoriana any ... on ne sait jamais
:arrow:



:)iza marina moa no ahalala izany?saika nifankahita ihany rah nisy nety tonga nareo sabotsy saingy indrisy,snif, snif, :), bon week end daholo nareo, bye ee
180. xxx ( 16/02/2007 12:01)
bon anniversaire den'ny mialoha aloha e!:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4135