sao mba ianao ny olona tadiaviko

141. Stretch ( 10/02/2007 20:51)
fa ol tadiavina atao inn anefa ity film ty e!
atao sipa sa mananiany fotssiny . . .
sarotiny be ôtrany inn . .
reraka iany ko a nanaraka .

tairo amzay marina oe raikitra iza sy iza
:wink:
142. malagasymisera ( 10/02/2007 21:12)
tywa68:

Fiffi:

fa iza daholo ireo nofidianao aloha ?


Tsy hifidy intsony hono izy koa = miala voly fotsiny !
Zany hoe nandainga h@ voalohany :lol: sa matahotra ?





non, tsy nandainga aho fa tsy mahay manery olona, samy niala daholo ary izy rehetr ka iza no hofidiako eo? fa ny diner, sy ny ciné dia mipetraka ho an'izay interessée,apetraho ato ny adiresy msn svp,
143. mbaliana ( 10/02/2007 22:12)
o ry Mbaliana, mba masiaka anie nareo izany e, aiza koa no hisy olona hiinvitér dia ny inviterna indray ve no "hipailla"?,tsy hifidy intsony aho,sao matahotra ny hofidiko indray ny sasany, mba te hiala voly fotsiny,


za anga no namorona an'io e.. nisy nanontany tao ambony tao dia za mba nilaza ny hevitro fotsiny koa...

tywa68> hain-dry nanohana ahy tao.. hitako za tsy afa-nihetsika mihitsy =))=))
144. Fiffi ( 11/02/2007 08:01)
malagasymisera:

non, tsy nandainga aho fa tsy mahay manery olona, samy niala daholo ary izy rehetr ka iza no hofidiako eo? fa ny diner, sy ny ciné dia mipetraka ho an'izay interessée,apetraho ato ny adiresy msn svp,
hummm......fa ahoana kosa aza nareo no niala daholo ?


145. tywa68 ( 11/02/2007 09:55)
malagasymisera : aza misendoatra fa mbola misy olona reo vonona ny hanantona (raha tsy masiaka).

mbaliana : manohana h@ farany aho e ! :wink:

Fiffi : tsy niala dhl zany (mbola afaka miditra enao :lol:) fa miandry zay vonona hiaraka aminy izy zany (resto-ciné)!
146. Fiffi ( 11/02/2007 10:22)
zah hoa akia tsy miditra an ! :)
147. booboo ( 11/02/2007 11:08)
Tsara zany prog. an'i Malagasymisera zany fa domâzy fa zà tsy tsotra (compliquée no mpiolankolana lozan-tany refa hilaza hevitra), no mpiteny ratsy (sady mpanomba lozan-tany kounkou) fa mipetraka Fce :-D:-D:-D:-D
148. Fiffi ( 12/02/2007 06:29)
:-D:-D tena tsy ndry mihintsy zany ry booboo an ! :-D:-D:-D
149. mbaliana ( 12/02/2007 12:39)
booboo> dia ho pire noho iza ve? =))=))=))=))
150. malagasymisera ( 12/02/2007 13:21)
mbaliana:

booboo> dia ho pire noho iza ve? =))=))=))=))



booboo, mbaliana, fiffi, mapihomehy ahy mihitsy ianareo telo vavy:-D:-D:-D,miandry izay vonona aho @ sabotsy izao en plus c mon anniv:lol::lol:( tsy pub io sao indrahy dia ataoresabe eo) miandry e, izay toerana mahamety anareo,
151. andry08 ( 12/02/2007 17:06)
ououououhhhhhh! dia mifidiana ary ô!!!!
152. mbaliana ( 12/02/2007 20:33)
malagasymisera> eo amin'ny inn re no mety e? fa hono wa klou angah moa io tsy prime sa inn dray aloha e?

andry08> ary njy koa zany anie candidate e
153. andry08 ( 12/02/2007 20:38)
nan!!!!! izy tsy niteny hoe izaho koa ao! Fa tsy maninona, aleo izy hifidy amin'izay fa manjary ela loatra.
mbaliana koh!
154. booboo ( 12/02/2007 20:50)
Mbaliana > tssss, ina ty mbola be kestiô ty ? tondé omena fotsiny ny fotoana fa izy aby aby no miantoka, hihihiihihihihi ...hadinoko fa mitovy @ pire noho enao kay moa enao @ rsaka fanontaniana lé hihihihihihihi
155. andry08 ( 12/02/2007 20:53)
=))=))
156. Fiffi ( 12/02/2007 20:57)
hummmmm....misy kandidaty vao2 indray io an ! :-D:-D:-D:-D
157. andry08 ( 12/02/2007 21:57)
nan!
158. xxx ( 12/02/2007 22:00)
Ohatran'iza aloha i malagasymisera fa izany eo ihany e?????? Sao mantsy tsy handeha aho!:?:
159. Fiffi ( 12/02/2007 23:33)
hasio sary hono akia ry malagasymisera an ! :)
160. malagasymisera ( 13/02/2007 12:41)
Fiffi:

hasio sary hono akia ry malagasymisera an ! :)



inona ry no sary tadiavinareo? izao aminareo no mba nametraka sary tato? tsy misy na dia iray akory aza? menatra? sa matahotra ny tsy ho lany?:-D:-D:-D?miandry aho e, izy toerana mahamety anareo, sabotsy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.351