sao mba ianao ny olona tadiaviko
207. paris10
(
22/02/2007 18:44)
variana be aho mahita ny resaka ato,mitady vady nga malagasymisera?zà oa mafantatra ankizy betsaka sady hendry no tsara fanahy e!tsara toetra zany an!sa efa nahita njy?mahità ny soa e!
209. Fiffi
(
22/02/2007 21:26)
malagasymisera:kay izy lasa any Rennes 2 semaines de Pau koh ! heu.....mbola ho ela hiany zany izy vao ho tafaverina raha izany an !
samedi passera tjr, je reste 4 jours en Ile de france et je repars à Rennes pour 2 semaines et puis Pau,
210. malagasymisera
(
27/02/2007 21:33)
Fiffi:
malagasymisera:kay izy lasa any Rennes 2 semaines de Pau koh ! heu.....mbola ho ela hiany zany izy vao ho tafaverina raha izany an !
samedi passera tjr, je reste 4 jours en Ile de france et je repars à Rennes pour 2 semaines et puis Pau,
bsr mes amies, salama tsara daholo? vaovao maresaka, tsy dia nalahelo loatra?tonga indray ary aho sady hanome bisous:-D sy calins:-*:-*:-*:-*:-* mamy be ho anareo rehetra, bon week end sahady,
212. tywa68
(
27/02/2007 22:24)
salut fa tsy bon week-end sahady kosa e :lol: nanao ahoana aloha ny tohin'ilay fitadiavana e ?
214. malagasymisera
(
28/02/2007 22:40)
tsy nahita dia aleo mionona ee,rehefa anjara ve tsy ho avy eny ihany ?:-D:-D:-D:-D, by daholo ee:-*:-*:-*
217. malagasymisera
(
03/03/2007 15:38)
mbaliana:
:-D:-D:-D anga koa moa tonga dia ho azo eo no ho eo io e
dia hiandry an'i Mbaliana tsy ho avy izany:-D:-D, ça va ve aloha e, vaovao maresaka? tafaverina soa amantsara eto @ Ile de france indray ny tenanay rehefa vy nivahiny roa herinandro tany antsimo, ny dia aloha dia nahafinaritra, ho tantaraina amintsika eto ihany ny antsimpiriany, fa ny voatoatiny dia nidina ampandehanana t@ fiaramanidina:-D:-D:-D,bon week end daholo, indrindra fa ilay namako iray izay:-*:-*:-*,bye ee
219. Fiffi
(
03/03/2007 19:04)
hay kosa efa nahita namana kosa enao koh ! bon week indray zany ary...
220. malagasymisera
(
04/03/2007 17:34)
Fiffi:
hay kosa efa nahita namana kosa enao koh ! bon week indray zany ary...
Bjr Fiffi, fa iza moa no eritreretinao ho namako raha t:-@sy ianao? azfd t@ ilay moto, tsy nampoiziko hahatezitra anao iny, suis vraiment dsl,je te dmd de m'excuser, :(:(:(:, bye-*:-*:-*:-*