sao mba ianao ny olona tadiaviko

181. malagasymisera ( 16/02/2007 17:09)
xxx > merci, :D, , t'es gentille, bon week end:-*:-*
182. mbaliana ( 16/02/2007 19:42)
bon anniff dieny mialoha zany koa
183. Fiffi ( 16/02/2007 19:53)
mbaliana: aleo fa hataontsika miredona be io rahampitso an ! :)
184. mbaliana ( 16/02/2007 21:59)
fiffi < Koa raha tsy tonga eo io rampitso.. mina eo fotsiny ny tendako ny tendatsika mantsy e
185. Fiffi ( 17/02/2007 06:52)

bonnanif akia malagasymisera an ! de ho tahian'Andriamanitra koh ! de bonnanif koa ireo namana rehetra zay androany ny annif-ny...
186. tywa68 ( 17/02/2007 07:43)
bon annif Malagasymisera ! mahazoa zay iriana ê !:wink:
187. Fiffi ( 17/02/2007 09:09)
mbaliana: fa nahoana akia no tsy ho tonga eto izy ? hummm....sao manko tonga tampoka aty hiany ndry koh !
188. malagasymisera ( 17/02/2007 09:53)
:-*:miam: merci, fiffi, mbaliana, tywa68,xxx,ke Dieu vous benisse, dommage tsy nisy tonga taty hihinana gateau nareo:-D:-D:-D, bon week end daholo ee, d samy hotahian'Andriamanitra, ary mahazoa izay iriana,:-*:-*:-*, bisous
189. paris10 ( 17/02/2007 10:51)
bon anniversaire malagasymisera!misondrota @ avo indrindra, mahazoa vady hiadanana, miteraha izay tianao na 1 na 2,aza atao tsy misy fa ilaina ny manana taranaka,dia aza mety analàn'ireo namana ireo be loatra,mahafinaritra aloha reo namana reo fa tsy d serieux lotra draindray!mety daolo zany ka!!!bon week e!:-*:-*:-*
190. andry08 ( 17/02/2007 11:02)
Bon anniversaire i malagasymisera!Mahazoa izay hirina e!hataovy be krema be ilay gatô dia ho tonga any daholo ireo namama kanjo ary tena serié be io!
fa na izany aza dia harabaina ô.:-*:-*
191. paris10 ( 17/02/2007 13:23)
:P:P8):D
192. Fiffi ( 17/02/2007 18:12)
zany no hatao hoe :) de ampy ....:-D:-D
193. mbaliana ( 17/02/2007 20:39)
bon anniversaire ry malagasymisera a.. saika tara za ...:-D:-D:-D
194. malagasymisera ( 17/02/2007 20:43)
misaotra betsaka ryretoa, dia ianareo koa mahazoa izay iriana sy hoambinina amin izay atao rehetra:):):-*, dia bisous mamy b ho anareo rehetra, bye
195. Fiffi ( 17/02/2007 23:26)
:) :-*:-*
196. malagasymisera ( 18/02/2007 02:54)
Fiffi:

:) :-*:-*



merci:D:-*:-*:-*
197. Fiffi ( 18/02/2007 12:10)
de nanao ahoana le annif tao ? :) :-*
198. tywa68 ( 18/02/2007 12:46)
mba tantarao marina ry malagasymisera an ! asehoy eto hoe ilay sary mitsoka labozia koa !
199. Fiffi ( 18/02/2007 21:03)
f'ita hoa eh ! :)
200. mbaliana ( 19/02/2007 19:45)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265