sao mba ianao ny olona tadiaviko

81. ari.malala ( 30/01/2007 08:06)
Ka normal iany ani e ra hitady ny tsy hita izy e! ny hitany ndray v moa no ndeha hotadiavyny? :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Henrie, tena za aky ts poins a! fa de bonsans nareo e! aleo za hiala andaharana dieny mialo e!
82. henrie ( 30/01/2007 11:02)
ari.malala:

Ka normal iany ani e ra hitady ny tsy hita izy e! ny hitany ndray v moa no ndeha hotadiavyny? :-D:-D:-D:-D:-D:-D

Henrie, tena za aky ts poins a! fa de bonsans nareo e! aleo za hiala andaharana dieny mialo e!


aza mora miala izany akia an , tsy haindry izay choix any eo enie mety any @dry any :-D:-D:-D
83. tywa68 ( 30/01/2007 11:21)
Avelao izy no hiteny hoe tsy poins ê !
Mety tsy 1 anie no tadiaviny fa 2 na 3 na ??? anontanio azy fa zà aloha faly mijery anareo miady toerana ê :-D:-D:-D

84. ari.malala ( 30/01/2007 12:10)
ka za anie efa tsy miady toerana @ izan'iza e! za efa enjy beuhhh:°)
85. henrie ( 30/01/2007 13:11)
efa enjy b ve ndry ?? ohatry ny hitakou ery zany olona enjy b zany :-D:-D:-D
86. hesham ( 30/01/2007 17:19)
Zay zao aty mexico dia ahoana kle.
87. mbaliana ( 30/01/2007 20:19)
eny waaa... ry hesham..
sady zao koa anga moa raha fidiany ianao dia tsy maintsy maniky .. ianaokoa mba mifidy na hanaiky na tsia koa .. mba samy mifampijerijery aloha
88. tywa68 ( 31/01/2007 08:59)
hesham, ny akaiky ohatran'i mbaliana zao no manana chance kokoa (sady izy efa nifidy azy h@voalohany :lol:) !
89. henrie ( 31/01/2007 12:58)
mbola tsy raikatra fona v ny fifidianana eh , alefaso @ zay ranga an , zay maika hanisa vato :-D:-D:-D, fa iza no mbola hendrasana eh ?? ny avy any japon ???
90. mbaliana ( 31/01/2007 19:36)
tywa68 fa njy kosa alou mamoaka no mampiditra be e.. fa ahona ohatrinona no nomeny anjy no manao publicité be njy e
91. tywa68 ( 31/01/2007 20:04)
mbaliana : tsy manao pub aho fa efa hitan'ny rehetra miharihary hoe efa nisafidy izy koa :lol:
92. mbaliana ( 31/01/2007 22:34)
ka iny nanao pub koa izy koa hitanjy fa mbola mitady candidate izy
93. tywa68 ( 01/02/2007 06:21)
sady tsy hita intsony !:-D:-D
94. diary ( 01/02/2007 07:53)
sao mba ianao no tadiaviko,vehivavy malama volo,fotsifotsy,tsara,lavalava 1.65m raha fohy indrindra,mahay miteny anglisy sy frantsay.Malalaka ny week-end,mipetraka eto MADA
95. diary ( 01/02/2007 07:53)
sao mba ianao no tadiaviko,vehivavy malama volo,fotsifotsy,tsara,lavalava 1.65m raha fohy indrindra,mahay miteny anglisy sy frantsay.Malalaka ny week-end,mipetraka eto MADA
96. henrie ( 01/02/2007 10:46)
diary:

sao mba ianao no tadiaviko,vehivavy malama volo,fotsifotsy,tsara,lavalava 1.65m raha fohy indrindra,mahay miteny anglisy sy frantsay.Malalaka ny week-end,mipetraka eto MADA



za mhts zany tadiavinao zany ry diary an , za tsotra volo, fotsi2 tsara lava 1m80 I SPEAK ENGLISH AND FRENCH AND ITALIANO AND ALLEMAND .... FA ZA TSY MIPETRAKA ANY MADA :-D:-D:-D
97. tywa68 ( 01/02/2007 10:59)
henrie : efa nisoratra atsy @ malagasymisera dia tsy mananihany intsony ! fa ilay namanao vazaha no tsara mandefa ny email-ny any @ diary.:-D:-D
98. mbaliana ( 01/02/2007 11:19)
aza manararaotra ny ny agence-n'i malagasymisera kosa nareo e.. azy aloha zao ny eto :-D:-D
99. malagasymisera ( 05/02/2007 00:01)
mbaliana:

aza manararaotra ny ny agence-n'i malagasymisera kosa nareo e.. azy aloha zao ny eto :-D:-D



bon, salut daholo indray ary nareo e:D:),hatomboka @izay ny fifidianana, ireto avy ny candidate, Mbaliana, Henrie, Tywa68, Fasaly, efatra ihany no nirotsaka sy nahafeno ny fepetra,
Misy fanontaniana maromaro apetraka dia izay mahazo isa be indrindra no lany,
1- iza no efa manana olon-tiana aminareo ireo:?:
2- firy amin'ireo candidate no mananihany fotsiny sy mandainga?:arrow:
3- milaza toetra tena mampiavaka anareo tsirairay avy
4- mifidiana amin'ireto : romantique, généreuse, sociable, gentille, indifférente, réservée, solitaire
hatreo aloha ny fanontaniana androany.
100. Fiffi ( 05/02/2007 06:42)
hummm.....:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126