sao mba ianao ny olona tadiaviko

21. Zina ( 22/01/2007 18:48)
ary ahona raha aty afrika? :lol:
22. fasaly ( 22/01/2007 18:59)
ary raha aty besrety ngah tsy mety???:?:P
23. mbaliana ( 22/01/2007 19:12)
fasaly ah> kelsrety akia a :P
24. andry08 ( 22/01/2007 20:06)
dia ahoana ny aty behoririka raha izany?:?:
25. cutie ( 22/01/2007 20:20)
France hono koa :-D
26. andry08 ( 22/01/2007 20:25)
ka behoririque anie io e!
27. cutie ( 22/01/2007 20:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
iny njay no tsy haiko
28. xxx ( 22/01/2007 21:20)
zah manja be. miakarama tsara. be mokondoha. tia mandeha fety. mifoka sigara. misotro beks. mitady an i malagasy misera aodina.
29. xxx ( 22/01/2007 21:21)
saika adinoko, lille aho no mipetaraka. ao tsara ?
30. xxx ( 22/01/2007 21:41)
:-w:-w:-w:-w
31. mbaliana ( 22/01/2007 21:56)
keliririque no ao koa:-D :-D

xxx koa tsssssss mitady place be amin'ny iks
32. tywa68 ( 23/01/2007 07:44)
avelako ho an'i mbaliana irery ka ! zà tsy mitady intsony ! :wink:
33. ari.malala ( 23/01/2007 14:07)
ary ra Mamachn nga ts pooins e
34. andry08 ( 23/01/2007 16:47)
iza izany ry ari.malala?
35. Aino ( 23/01/2007 18:27)
izaho trotra tsy be teny ratsy, fa ny tena misy ahy dia eto @serasera namana, raha mitady ny adressy dia anotanio any izay namana tazana!!

vazivazy, mbola variana mibosy fa tsy mitady anizaniza sy dedavin'izaniza :D
36. malagasymisera ( 23/01/2007 19:46)
xxx:

saika adinoko, lille aho no mipetaraka. ao tsara ?



manja be? sarotra inoana, tsy hidera vady mahay mandihy fa ao ny sorony hilaza azy, Lille? Ok, tsy ny hatsaranao, na ny fitiavanao fety, beks, sigara, fa ny maha malagasy anao dia ampy ho ahy,:wink::wink::wink:
37. malagasymisera ( 23/01/2007 19:51)
fasaly:

ary raha aty besrety ngah tsy mety???:?:P



Fasaly, Andry8, cutie, mbaliana, ari malala, mampihomehy ahy ianareo, tohizo fa tsara, mahita fanalana andro mihitsy mamaky ny textonareo, mamachn, kelsarety, behoririque, mahafinaritra ka, ohatran'ny ny any Tana ny tena mamaky azy,mdr:):):°):D8):wink::-D:-D
38. xxx ( 23/01/2007 19:57)
le xxx zany tsy misy tokotaniny satria tsy fr?

mpanavakavaka mahatsiravina
39. fasaly ( 23/01/2007 20:01)
malagasymisera: ka asio fifidianana amzay hoe iza no alainao fa miandry ny oul eç:?
40. malagasymisera ( 23/01/2007 20:47)
xxx:

le xxx zany tsy misy tokotaniny satria tsy fr?

mpanavakavaka mahatsiravina



izaho angaha nahafantatra hoe tsy mipetraka aty ianao raha tsy ianao no niteny? fa inona ity mahazo? misotroa aloha rano mangatsiaka, dia mitonia tsara, izaho tsy manavaka na iza na iza, sa mahatsiaro voaavaka ny havako? raha hendry ianao, maninona no tsy sahy mitonona fa xxx?:wink: sa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182