sao mba ianao ny olona tadiaviko

41. malagasymisera ( 23/01/2007 20:51)
fasaly:

malagasymisera: ka asio fifidianana amzay hoe iza no alainao fa miandry ny oul eç:?

miala tsiny ry fasaly fa mbola tsy ampy ny candidate a, manjary maty antoka ny organisateur,:-D:-D:-D
42. xxx ( 23/01/2007 20:59)
xxx:

le xxx zany tsy misy tokotaniny satria tsy fr?

mpanavakavaka mahatsiravina

malagasymisera:

izaho angaha nahafantatra hoe tsy mipetraka aty ianao raha tsy ianao no niteny? fa inona ity mahazo? misotroa aloha rano mangatsiaka, dia mitonia tsara, izaho tsy manavaka na iza na iza, sa mahatsiaro voaavaka ny havako? raha hendry ianao, maninona no tsy sahy mitonona fa xxx?:wink: sa ...

izay tiako ihany io koa

43. malagasymisera ( 23/01/2007 21:04)

dia ataovy ary izay tianao e, :!:
44. fasaly ( 23/01/2007 21:34)
sao fatra pifidy ndray ary ka mahazo ny manta mohaka ao!:roll::°);-)
45. malagasymisera ( 23/01/2007 21:41)
fasaly:

sao fatra pifidy ndray ary ka mahazo ny manta mohaka ao!:roll::°);-)

rehefa tsy mahita ve aho tsy ianao ihany no alaiko?:^):^)
46. degree ( 23/01/2007 23:05)
io ary ny anao :-D:-D:-D
47. xxx ( 24/01/2007 04:18)
xxx:

le xxx zany tsy misy tokotaniny satria tsy fr?

mpanavakavaka mahatsiravina

malagasymisera:

izaho angaha nahafantatra hoe tsy mipetraka aty ianao raha tsy ianao no niteny? fa inona ity mahazo? misotroa aloha rano mangatsiaka, dia mitonia tsara, izaho tsy manavaka na iza na iza, sa mahatsiaro voaavaka ny havako? raha hendry ianao, maninona no tsy sahy mitonona fa xxx?:wink: sa ...

xxx:

izay tiako ihany io koa

malagasymisera:

dia ataovy ary izay tianao e, :!:

Ka izay ange wa eh.
Maninona aho no asainao misotro rano mangatsiaka? Dia maninona koa aho no asainao mitonona anarana? Matoa io nahazo natao xxx dia mahazo manao xxx izany. Koa raha tsy mpiasan'ny banky dia ...

Mpanavakavaka mahatsiravina.

48. booboo ( 24/01/2007 13:30)
:-D:-D:-D sao dia manao vazaha mody miady ary nareo zany lé

:miam::miam::miam:
49. malagasymisera ( 24/01/2007 15:16)
booboo:

:-D:-D:-D sao dia manao vazaha mody miady ary nareo zany lé

:miam::miam::miam:

miala tsiny kosa ry boboo fa izaho sy te ho star de xxx,:-D:-D:-D:-D:-D,sady mpanavakavaka hono,hohoho
50. xxx ( 24/01/2007 22:58)
Ah quel talent. J'arrive tjs a mes fins. (l)
51. mbaliana ( 24/01/2007 23:03)
hihihihi mbola tsy nisy fifidianana ihany? i tywa68 hono hiverina njay e :-D:-D
52. colar ( 25/01/2007 06:30)
omeko sopapa v ra malagasymisera e,haiko tsara daol mantsy ny ol mpananihany fotsiny,ny manambady,ny manana sipa,ny tsy manana mintsy ,hiihhhih,ny mbola mitady fa manana,ny mpanala azy,misy an zany retra zany ato fa anjaranao ny mamantatra azy,d mazotoa e,fa betsaka alo ny tsy manana fa mody we fotsiny e
53. malagasymisera ( 26/01/2007 07:55)
colar:

omeko sopapa v ra malagasymisera e,haiko tsara daol mantsy ny ol mpananihany fotsiny,ny manambady,ny manana sipa,ny tsy manana mintsy ,hiihhhih,ny mbola mitady fa manana,ny mpanala azy,misy an zany retra zany ato fa anjaranao ny mamantatra azy,d mazotoa e,fa betsaka alo ny tsy manana fa mody we fotsiny e

merci Colar, miiandry ny sopapa avy any aminareo izany ny tenanay e:D,
54. malagasymisera ( 26/01/2007 07:58)
xxx:

Ah quel talent. J'arrive tjs a mes fins. (l)

hahaha, quel talent?tu rêves,primo, je trouve que t'as aucun talent, secundo, c'est pas fini, ce n'est que le commencement,Yes/1:0:-D:-D
55. malagasymisera ( 26/01/2007 08:03)
mbaliana:

hihihihi mbola tsy nisy fifidianana ihany? i tywa68 hono hiverina njay e :-D:-D

Maika mafy mihitsy anie ry Mbaliana izany e, matahotra ny tsy ho lany ve ndry e, tywa68 sy ianao izany no première candidate?hohoho
56. mbaliana ( 26/01/2007 11:05)
huhuhuhuu enao aza efa ni declarer tary' koa hihiihhi
57. malagasymisera ( 26/01/2007 21:46)
mbaliana:

huhuhuhuu enao aza efa ni declarer tary' koa hihiihhi

ahoana moa no ilazanao ry Mbaliana fa izaho no ni declarer taminao?bon j'avoue ary e,i mbaliana tiako ianao? oui c'était moi,bof, tu dis que je n'ai mm pas de preuves, bon tout est à refaire alors? :-*:-*:*:wink:
58. mbaliana ( 26/01/2007 22:43)
tout è refaire zany koa..

bon j'avoue ary e,i mbaliana tiako ianao?

tsy izy io nosoratanao io zany fa tokony mbola hifidy ianao dia tsy za intsony no ho fidianao rehefa avy eo 8)8)
59. tywa68 ( 27/01/2007 07:48)
malagasymisera : i mbaliana no efa nalainao h@ voalohany dia tazomy tsara fa tsy tout à refaire zany :wink:
60. sidi ( 27/01/2007 21:15)
mety ho hita ihany le olona raha zao no mitohy, zah eto france, tsy be teny ratsy. Eo ami le tsotra sy tsy tsotra ndray, tsy fantatro,
Tsy zah zany eh, kely sisa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1679