sao mba ianao ny olona tadiaviko

101. Angie ( 05/02/2007 09:13)
liana be za am valiny :-D ry candidate isany o
102. Fiffi ( 05/02/2007 12:49)
zah koh liana be ....:-D:-D
103. henrie ( 05/02/2007 15:37)
malagasymisera:

mbaliana:

aza manararaotra ny ny agence-n'i malagasymisera kosa nareo e.. azy aloha zao ny eto :-D:-D



bon, salut daholo indray ary nareo e:D:),hatomboka @izay ny fifidianana, ireto avy ny candidate, Mbaliana, Henrie, Tywa68, Fasaly, efatra ihany no nirotsaka sy nahafeno ny fepetra,
Misy fanontaniana maromaro apetraka dia izay mahazo isa be indrindra no lany,
1- iza no efa manana olon-tiana aminareo ireo:?:
2- firy amin'ireo candidate no mananihany fotsiny sy mandainga?:arrow:
3- milaza toetra tena mampiavaka anareo tsirairay avy
4- mifidiana amin'ireto : romantique, généreuse, sociable, gentille, indifférente, réservée, solitaire
hatreo aloha ny fanontaniana androany.




za tonga d ny fanotanina 2 no valiko , za mananihany fotsiny ka , mihena 1 zany ny candidaate :-D:-D:-D:-D
104. xxx ( 05/02/2007 16:53)
hummm....ary manao enkety be malagasymisera an ! :wink: nefa na ny taona nahaterahany nataony 1937 , ny fanampin'anarany tsy nataony ao akory (ao @ momba azy io an) :-D:-D:-D:-D:-D
105. tywa68 ( 05/02/2007 16:56)
zà koa d manaraka an'i henrie (mananihany) fa tsy nandainga h@ voalohany.

Mandroso ny manaraka fa lasa 2 sisa ny candidates zany ! :-D:-D
106. Fiffi ( 05/02/2007 17:21)
:-D:-D non'ny nanomboka mipetraka ny fanontaniana lalindalina de lasa 2 sisa zany hihihihhi
107. henrie ( 05/02/2007 19:28)
Fiffi:

:-D:-D non'ny nanomboka mipetraka ny fanontaniana lalindalina de lasa 2 sisa zany hihihihhi


naninona ary njy tsy nilatsaka fiffi??:-D:-D:-D
108. henrie ( 05/02/2007 19:31)
tywa68:

zà koa d manaraka an'i henrie (mananihany) fa tsy nandainga h@ voalohany.

Mandroso ny manaraka fa lasa 2 sisa ny candidates zany ! :-D:-D



omeo dimy alou ranga zay ry tywa68 an , ny azy ela lotra vao naroso ny fifidiana zay efa voafidy mialou ,ny azy mbola tsy manomboka akory ary fa mbola vao manasivana :-D:-D:-D:-D
109. tywa68 ( 05/02/2007 19:32)
henrie : f'angaha moa i Fiffi nilaza hoe tsy hilatsaka ê ?

Zahay indray zao no liana Fiffi miandry ny valinteninareo candidates :wink:
110. henrie ( 05/02/2007 20:34)
tywa68:

henrie : f'angaha moa i Fiffi nilaza hoe tsy hilatsaka ê ?

Zahay indray zao no liana Fiffi miandry ny valinteninareo candidates :wink:

:-D:-D:-D:-D tonga d lany fiffi raha milatsaka eo k , zay mhts angamba no mbola hisalasalany ry tywa68

111. Fiffi ( 06/02/2007 06:37)
heu.....zah aloha tsy miditra @ zany an !
112. malagasymisera ( 06/02/2007 09:19)
Fiffi:

heu.....zah aloha tsy miditra @ zany an !



mbola tsy ampy roa ny valin-teny, miandry ny valin-teny manaraka isika dia tohizana ny fanontaniana:wink::wink::idea:
113. Fiffi ( 06/02/2007 09:58)
:wink::-D
114. mbaliana ( 06/02/2007 11:20)
1- iza no efa manana olon-tiana aminareo ireo
2- firy amin'ireo candidate no mananihany fotsiny sy mandainga?
3- milaza toetra tena mampiavaka anareo tsirairay avy
4- mifidiana amin'ireto : romantique, généreuse, sociable, gentille, indifférente, réservée, solitaire


2-za koa aloha mananihany sady mpandainga no tena spesialité-ko eto fa valiako ihany le fanontaniana hafa:
1- za manana olon-tiana vraky be
3- ireo rehetra ireo dia tena toetrako avokoa menteuse sao adinonareo
115. booboo ( 06/02/2007 12:10)
hihihihihi
116. henrie ( 06/02/2007 13:33)
mbaliana:

1- iza no efa manana olon-tiana aminareo ireo
2- firy amin'ireo candidate no mananihany fotsiny sy mandainga?
3- milaza toetra tena mampiavaka anareo tsirairay avy
4- mifidiana amin'ireto : romantique, généreuse, sociable, gentille, indifférente, réservée, solitaire


2-za koa aloha mananihany sady mpandainga no tena spesialité-ko eto fa valiako ihany le fanontaniana hafa:
1- za manana olon-tiana vraky be
3- ireo rehetra ireo dia tena toetrako avokoa menteuse sao adinonareo


merci @ lay sencerite ry mbalaina an , ohatry ny tsy hisy tsony zany kandida zany knou hihihihi
117. tywa68 ( 06/02/2007 20:10)
2 sisa no tsy namaly d i Fiffi sy booboo fa dia miandry zahay (liana hahita ny tohiny) !

118. malagasymisera ( 06/02/2007 20:27)
tywa68:

2 sisa no tsy namaly d i Fiffi sy booboo fa dia miandry zahay (liana hahita ny tohiny) !





bon dia misaotra ny mpandray anjara isika izany, mbola hapetraka ny fanontaniana, fa tsy amin'ireto candidate teo aloha intsony:-D:-D:-D,ny loka azon'izy efatra mirahavavydia fanasana hisakafo any amin'ny toeram-pisakafoanana:-D:-D, na mandihy ao Montana sa ho any Toulouse?izay tianareo, teneno aho rehefa vonona haka ny loka,:D:D, fa ny tsy fantatsika dia misy olona fantatro amin'izy ireo, iza ary?
119. mbaliana ( 06/02/2007 20:40)
lasa ankamantatra ndray izy zany
120. booboo ( 06/02/2007 21:17)
Tywa68 > zà ngaha nilatsaka canditate ? zà nivanitika @ ataon'i Mbaliana fotsiny kouh hihihihihihi

Mbaliana > motika ve oun sa handihy fa tsy rarahina zay ankamantatra any e ! hihihihi. Tandremo fotsiny sao mandalo tana-misy havana ...oay, dia itondrao ambina motika zà hihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161