ca y est!!
1. bazylou
(
20/01/2007 01:20)
demisiona ny gvt!! firenena tsy misy gvt izany isika izao!!
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:45
6. ainga
(
20/01/2007 11:26)
Sayé ! bazilou confirme kilé fou ! Un de plus sur la terre alors !:P:P:P:P:P
Aza tezitra an ! tezitra hoe ? nankaiza i tezitra ?
Aza tezitra an ! tezitra hoe ? nankaiza i tezitra ?
7. lagoon
(
20/01/2007 12:23)
Taraiky be i bazylou izany.
Efa voatendry ny PM,afaka mihaino MBS ianareo.Misy info flash isaky ny Adin'iray.
Ny gvt vao² dia atolotra androany hariva.
Tena imprévisible i Ravalo e.Izay fontsiny no hambarako anareo ary izay no hanohanako azy!!
Efa voatendry ny PM,afaka mihaino MBS ianareo.Misy info flash isaky ny Adin'iray.
Ny gvt vao² dia atolotra androany hariva.
Tena imprévisible i Ravalo e.Izay fontsiny no hambarako anareo ary izay no hanohanako azy!!
9. mandrak
(
20/01/2007 21:03)
Fiffi:
humm......tsara kah ! de tohizana ny lanana....
lalana inona? :?: ny lalana aza efa difitran' ny rano ko satria INVESTITURE no maha mahika any RA8
10. Fiffi
(
20/01/2007 21:10)
hummmmm......de efa vita zay ny investiture ....sady nilay be le izy ......
11. xxx
(
20/01/2007 23:50)
mba inona re no misaina ny an'ny sasany e?raha tsy natao ny investiture dia aona? io no fanambarana fa manana filoha ny firenena iray,ary io no eken'ny vahoaka,ny PM indray no filohan'ny gvt hitendry ny ministra rehetra hiara hiasa aminy,ka na avy ny orana na misy neige,na maina andro,tsy maintsy atao ireo,fa ny filoha ve no nandatsaka ny orana?ary raha nisy ny orana dia izy ve no nanipy ny fako tetsy sy teroa sa izy no nanao ny plan d'evacuation an'Antananarivo ka tsy maintsy hanamaina ny rano ????
12. bazylou
(
22/01/2007 11:35)
fa inona moa no important , ny invetiture va sa ny vahoaka e?? tsy ny vahoaka ve no tompon'ny teny farany !! sa ny anareo efa nasidin'ny vola ka io ihany no asesika!!:wink::wink:
13. xxx
(
22/01/2007 19:28)
nasidin'ny arentintsaina ianao fa mitsaboa tena,kaozy e!mandreraka be ny mamaky ny soratanao ato kle!
14. fijo
(
24/01/2007 22:45)
bazy an,marina fa ny vahoaka aloha,saingy raha tsymisy rafitra dia difotra ao ny vahoaka.noho izany dia tsiamintsy ajoro aloha ny rafitra hitantana ny vahoaka.izay vao hisy ny fandrosoana
