RETRAITE

1. Fiffi ( 20/01/2007 16:36)
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana ,
ampy azy ny fandehanana miangona
ampy azy ny maha-kristiana azy
ampy azy ny famakiana ny Baiboly
ampy azy izany rehetra zany satria kristiana izy...

Tsara zany ka enganié ka hitohy hatrany ! saingy hoy aho hoe:

-Moa ve ampy tokoa ireny ? Ka raha ohatra hoe misy tsy mahampy azy
maninona raha mandeha manao "retraite" kely ?

La retraite : une étape de l’existence.
Les retraités (et personnes assimilées) veulent vivre cette étape à plein temps et à part entière.
Ils sont des transmetteurs de valeurs et des acteurs de dialogue entre les générations.
Ils apportent leur expérience, leur savoir-faire, leur savoir être.
La retraite, c’est aussi des loisirs, une activité sociale, culturelle et sportive ; c’est repartir sur des chemins nouveaux ; c’est un temps à vivre et non à subir.

http://www.emmanuel.info/rubriques/des-lieux-de-presence/sessions-et-retraites/sessions-de-paray-pour-l-ete-2007
http://www.apotresdelapaix.net/-Agenda-.html
http://www.jesuites.com/actu/retraites/index.html
Nomeko eto ireo sao de misy mahasoa antsika.
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
2. tywa68 ( 20/01/2007 18:43)
Fiffi : mazàna ny olona mandeha retraite d olona mila mandini-tena (ary tsy voatery hoe kristianina) satria mbola mitady lalana aza ny sasany indray².
Misaotra @ sites natolotrao :wink:
3. Fiffi ( 20/01/2007 19:06)
marina akia zany an ! zah aloha isan-taona de mandeha @ io an ! fa ny zavatra azoko lazaina fotsiny de rehefa vita io de mahatsiaro maivana be ny saiko.......
4. vale ( 20/01/2007 19:42)
io retraite resahina eto io ve izany samy hafa @ ilay " la retirety" hatao mialohan'ny handraisana ho mpandray (kômonio 1° sy ny kônfirmasio?):wink:
5. Fiffi ( 20/01/2007 20:32)
tsy mitovy ny retraite alohan'ny fanaovana communion sy ity retraite ity kah !
Ity retraite ity de fotoana fandinihan-tena raha azoko lazaina , fizarana @ olona zay zavatra nihainanao , firesahana manokana @ pretra raha nisy zavatra personely .
Fandinihana hevitra iray , mandray anjara ohatran'ny forum .
6. dailynews ( 20/01/2007 20:55)
Ary nampihomehy koa fa nijery ny size n i fiffi aho dia lasa saina ihany hoe..hmmm...misotro ronono? hay ve e.

Ilaina ny retraite kah.
7. Fiffi ( 20/01/2007 21:02)
tsy misy hidiran'ny olona misotro ronona io "retraite" io kah ! tsy nojerenao nga ireo lien nalefako eto ireo ?

Ny mpisotro ronono manko hatao hoe "les retraités" fa ity "retraite" zany hoe misitaka kely .....
8. vale ( 20/01/2007 21:16)
Fiffi::-* misaotra fa mazava!:)
9. dailynews ( 20/01/2007 21:25)
eny akia a. fraction na segondra izany saina izany no nandalo kah fa nony avy eo tonga saina ihany.
10. Fiffi ( 20/01/2007 21:30)
dailynews: normale akia raha tondé any no handefasana ny saina an ! :) :-*
vale: de rien akia an ! na izany aza aloha de tena "retraite" mihintsy ny filazana an'io 3 andro hataon'ny ankizy hanao profession de foi io ! ny confirmation indray aloha de toa mbola plus que 3 andro raha tsy diso zah !
11. jhouhlambout ( 21/01/2007 01:30)
Raoviana ary ny retraite @ serasera é?:^):^)
12. prime ( 22/01/2007 10:23)
fiffi> toa mbola dingana manokana mihitsy ilay "retraite" raha izany... dia inona no mahasamihafa an'io @ hoe "fitsaharana"?...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7002