Le Gal RABEMANANJARA,nouveau Premier-Ministre

1. lagoon ( 20/01/2007 12:41)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/index.php/view/news/item/519

Imprévisible ianao ry Filoha hajaina ary kofina daholo ireto nanantena toerana.
Matoky anao izahay ry Premier-Ministre fa hitohy ny lalantsika ary ho resy ny fahantrana @ ity firenentsika ity.

novalian'i fijo ny 22/01/2007 15:14
2. heribe ( 20/01/2007 13:14)
=D=D^:^^:^
3. dongadonga ( 20/01/2007 13:28)
tsy maninona mahitsiny izay ka ny toerana koa anié hifandimbiasana eeh ,mitohy ny lalana ,be koa ny zavabitany premier ministre teo aloha sa ahoana hoy ianareo eeh=D=D=D^:^^:^^:^
4. Fiffi ( 20/01/2007 13:38)
=D=D=D
5. zakilinina ( 20/01/2007 18:39)
^:^^:^^:^
6. colar ( 20/01/2007 20:38)
fa iza ra zoky fa tena tsy haiko mintsy an,arabaina alo e,tokony cotier ihany no pm fa manjary tsisy equilibre ethnique,fa zay tin sefo ravalomanana ihany e, za matoky azy fa handroso tsika alo ra ra 8 no eo fa mba hevitra ny ahy
7. xxx ( 20/01/2007 20:55)
Misaotra nitondra vaovao, ary mirary fihononana amin'ny namana maromaro niandrandra paositra tsara tato! :-D
lejim
8. Fiffi ( 20/01/2007 21:12)
tsy mety zao fidirana xxx de manisy sonia avy eo an !
9. andry08 ( 20/01/2007 21:39)
=D=D=D arabaina
10. xxx ( 20/01/2007 21:59)
colar:

fa iza ra zoky fa tena tsy haiko mintsy an,


Tara be nareo zany colar: Ny Minisitry ny fifidianana e! Chef cab militaire n'ny Presidence, dia natao tao am interieur hiantoka ny election. Dia izao mandray valisoa.:evil:

Ny maha miaramila azy no tsy voako.

11. Fiffi ( 20/01/2007 22:11)
xxx:
Ny maha miaramila azy no tsy voako.
fa maninona ?


12. xxx ( 20/01/2007 23:02)
Tahaky ny hoe sady PDG mitady tombotsoa manokana, tsy tokony ho filoha ray aman-drenin'ny vahoaka. Mifangaro ny tombotsoa manokana sy ny an'ny firenena.

Hery natao hiaro ny vahoaka ny miaramila, ka raha misy ilana hery hitsara, mifangaro ny andraikitra.Dia lasa ny matanjaka no manjaka. Dia mety hiteraka jadona.

Dia matin'ny fahazarana koa ny olombelona. Ny zatra nihinana matsiro tsy te hilaoka anana isan'andro intsony. Anotanio ange i Deba. Ny an'ny olona na ny minisiteran'ny fiarovana aza sivily no omena azy.
13. xxx ( 20/01/2007 23:52)
Enga anie ka ho lamban'akoho ny fifankatiavan'izy sy Ra8 fa tena ahiako hanao tahaka an'i Gl Fidy io raha misy ny disadisa. Wait and see.
14. Papoose ( 21/01/2007 04:21)
z'an connait kel1
15. dongadonga ( 21/01/2007 06:54)
matokia ary manana finoana fa tsy adala akory i ra8 nametraka anazy teo éh ,marina eeh:-D:-D
16. dongadonga ( 21/01/2007 08:41)
isika koa samy mba miara mivavaka mba hitoizany lalana^:^
17. xxx ( 21/01/2007 09:39)
dongadonga:

matokia ary manana finoana fa tsy adala akory i ra8 nametraka anazy teo éh ,marina eeh:-D


Ilay mino fotsiny aloha, tsy any am-piangonana isika :-D

Ary tsy sanatria nihevitra azy ho adala aho nandritra ny 5 taona voalohany :evil:
Todihana ny lasa hanaovana tsaratsara kokoa amin'ny ho avy. :wink:

18. lagoon ( 21/01/2007 10:09)
Amiko dia tokony tsy hisy hahatahorana ny maha rasily azy.
Efa nisy io teto @tsika raha natao ho PM i Victor Ramahatra.
Sady ny asa ataony ange no tena handrasana e.Ary matoa i Sylla tsy natao PM fontsiny dia efa misy mission miandry azy ao.Jereo tsara fa ho gaga daholo indray ny mpanohitra @ projet efa noketrehan'i Sylla sy Ra8 @ ny ho avin'i Sylla.
fa izao aloa e.Miandry kely sisa dia hivoaka ny anaran'io ministra isika.
19. xxx ( 21/01/2007 10:43)
lagoon:

Amiko dia tokony tsy hisy hahatahorana ny maha rasily azy.(...) Sady ny asa ataony ange no tena handrasana e.


Nahavita betsaka ange Gl Fidy izay tam 2002. Nanolotra ny ainy e! Fa mampiova olona ny filalaovana fitondrana.

Mitovy hevitra aminao aho hoe avelao izy hiasa dia ho hita eo.
Namaly an'i Fiffi ny tsy fankatoavako miaramila manao politika fotsiny aho. Manana hery sarotra tohaina izy rehefa tsy mifanaraka am eritreretiny ny fanapahan-kevitra.

Niaraha-nahita Gl Fidy, fa raha no miaramila i Pety, na Lahiniriko ... zava-doza.

Efa nahazo toerana izy dia irariana hahavita betsaka.:wink:

20. Mija ( 21/01/2007 16:41)
Ny asa izay ho ataony miandry azy ihany marina no aoka ho andrasantsika fa tsy hilaozantsika hieritreritra zavatra tsy eritreretin'ny sasany eo fotsiny isika :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486