Le Gal RABEMANANJARA,nouveau Premier-Ministre

21. kitjo ( 21/01/2007 20:01)
xxx> za koa aloha mitovy hevitra aminao tsy mahazoazo azy hoe "miaramila"

Fa ny fahitako azy ndray Ravalo tsy adala amin' izany fa mety 'tetika" ampiravina ny Tafika ndray io hiaro tanteraka ny fitondrana taorian' ireny "saika" nisarahan' ny tafika t@ raharaha Fidy reny!!!
22. lagoon ( 21/01/2007 21:24)
T@ herinandro i Ravalo dia nihaona t@ ireo lehibem-pokontany ary nanamafy t@ investiture teo fa tsy maintsy miaiga avy @ fokontany ny fivoarana sy ny fanantotosaina ny MAP.
iza no nitondra io hevitra io voalohany teto Gasikara raha tsy i RAtsimandrava?
Ratsimandrava dia rasily ary izay angamba no antony nahatonga an'i Charles Rabemananjara ho PM.
Politikan'i Ratsimandrava no hanantaterahina ny MAP.
Mahery i Ravalomanana.

23. lagoon ( 21/01/2007 22:57)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=4601
24. rabaradaka ( 22/01/2007 08:46)
Karazany mamandrika ny tenany ihany Ravalo nametraka an'io Général io. Mitovy tsy misy valaka ami'nizao ataon-dRavalo izao ny erreur nataon'i Zafy Albert dia iny izy nidaraboka iny. Tsy hoe adala ange akory ny olona raha miteny ny équilibre régional e !
25. xxx ( 22/01/2007 09:26)
NY BAOLINA MATY NO JERENA FA TSY NY FIAVIANA TSY MITONDRA MAKAIZA
FAHAMBONIAN NY TARANAK AVO RIHANA E
26. lagoon ( 22/01/2007 09:57)
rabaradaka:

Karazany mamandrika ny tenany ihany Ravalo nametraka an'io Général io. Mitovy tsy misy valaka ami'nizao ataon-dRavalo izao ny erreur nataon'i Zafy Albert dia iny izy nidaraboka iny. Tsy hoe adala ange akory ny olona raha miteny ny équilibre régional e !


Aza miraiky @ izay origine ethnique izany e.Mba henoy ihany ireny tenin'i Kaleta ireny marina.

27. toovs ( 22/01/2007 11:05)
dongadonga:

tsy maninona mahitsiny izay ka ny toerana koa anié hifandimbiasana eeh ,mitohy ny lalana ,be koa ny zavabitany premier ministre teo aloha sa ahoana hoy ianareo eeh=D=D=D^:^^:^^:^



zavabitan'ny praiminisitra teo aloha ve. be dia be toy ny fiakaran'ny vidim-piainana. sa ahoana hoy ianareo eeeeeee
28. bazylou ( 22/01/2007 11:37)
marina mihitsy izany ry toovs ,, fa angaha io ihany , tao koa ny devika tssy ny vola baoritra etsy eroa!! ny rano ao antanan aza moa izao tsyhita izay nanaovany azy fa naleony nanao investitira koa:-D:-D:-D
29. kitjo ( 22/01/2007 13:15)
ka atao Pm sa ministry ny inona ny anareo ry bazylou ijerena azy?

miandry daholo isika izao e...
30. fijo ( 22/01/2007 15:14)
avelao aloha izy hiasa vao mitsikera daholo.fa tsy aseo eto ny toetra zatra mitsikera,na dia efa fahanana aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3021