la politique où

1. bazylou ( 18/01/2007 21:47)
l'art de manipuler les autres!!!
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:09
2. fijo ( 18/01/2007 22:40)
raha con ny autres tsy olana izany ka
3. Fiffi ( 19/01/2007 06:10)
4. xxx ( 19/01/2007 10:10)
"la politique consiste dans la volonté de conquete et de conservation du pouvoir",diso i bazylou zany , samy nampiasa an'io daolo zay nitondra,refa nisy ny "extra" be loatra dia tsy maintsy azera ny "politique-ny", ary midera an'i ratsiraka aho niala sy nifandamina t@ ra8,"politique tena izy" na "avo" no natao e!dia mba niroso kely aloha isika fa nihembotra loatra lasa gisitra.
5. Fiffi ( 19/01/2007 13:58)
xxx:
ary midera an'i ratsiraka aho niala sy nifandamina t@ ra8,"
:roll: nifandamina t@ Ravalomanana ? :-w:-w


6. xxx ( 19/01/2007 14:09)
izany no atao hoe "politika avo" ry fiffi!ka aza dia mivaky loha eto fotsiny isika manenjika, manaratsy sy hafa ataon'ireo izay tsy mahalala nefa miseho mahafantatra,
7. fijo ( 24/01/2007 23:09)
fiffi,rehefa misy fiovana amina korontana toa ireny dia misy foana io "fifanarahana miafina "io,ka aza gaga fa izay le politika tsytakatry ny vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1242