Izay asa misy tsy mampaninona.
1. niryna
(
18/01/2007 17:08)
Maro ny vahiny mitady ravinahitra any ivelany.Milaza izy fa tsy mampaninona izay asa misy.Moa ve tena manaiky izany ny fo sa dia fitadiavana ihany.:roll:
novalian'i xxx ny 20/01/2007 18:48
2. Fiffi
(
18/01/2007 17:41)
satria il n'y a pas de sot metier" Heu....manao référence ho an'iza indray zao i bazylou io ?
6. tracy
(
18/01/2007 20:12)
raha dinihina tsar ilay teny dia hoe izay asa misy tsy mampaninona ....misy tohiny io manao hoe rehefa hita ialy asa vao madidy hoe tena tsy lasa kosa ity asa ity:?:? na koa hoe tena tsara vitana aho nahita ity asa ity
7. Fiffi
(
18/01/2007 21:55)
niryna:mba fanontaniana koa aloha ny an'i niryna an ! ka raha mahita asa aloha de tsy zay ve no tsara ? de raha misy na de hoe tsy nitandrify zay tianao sy ny vokatrin'ny diplomanao aza de tsy ho tsara ve aloha zany de mba raisina le izy toa izay hijanona fotsiny @ zao ???
Maro ny vahiny mitady ravinahitra any ivelany.Milaza izy fa tsy mampaninona izay asa misy.Moa ve tena manaiky izany ny fo sa dia fitadiavana ihany.:roll:
8. niryna
(
19/01/2007 19:20)
Fiffi:
[Mba fanontaniana koa aloha ny an'i niryna an ! ka raha mahita asa aloha de tsy zay ve no tsara ? de raha misy na de hoe tsy nitandrify zay tianao sy ny vokatrin'ny diplomanao aza de tsy ho tsara ve aloha zany de mba raisina le izy toa izay hijanona fotsiny @ zao ???
ka izany no mahatonga ahy hanontany hoe faly ve ianao sa mana-force tena fotsiny:roll:
9. bazylou
(
19/01/2007 21:27)
hitako ity izao dia ahoana:roll::roll:!! izaho aloha faly 1000% ka inona ny olana!! tsy misy asa ratsy na inona io na inona , ary tsy ny asa no ratsy fa ny vavan'ny olona!! izahay aloha tsy miaiana amin'n y vavan'ny olona e!! sady tsy handroso mihitsy raha miaina amin'izany!! indrindra aty!!
10. niryna
(
20/01/2007 00:41)
bazylou:
hitako ity izao dia ahoana:roll::roll:!! izaho aloha faly 1000% ka inona ny olana!! tsy misy asa ratsy na inona io na inona , ary tsy ny asa no ratsy fa ny vavan'ny olona!! izahay aloha tsy miaiana amin'n y vavan'ny olona e!! sady tsy handroso mihitsy raha miaina amin'izany!! indrindra aty!!
Marina ny anao:D:D
11. Fiffi
(
20/01/2007 07:00)
bazylou:zany an ? mahagaga ahy zany satria ozy enao atsy ambadika atsy hoe
hitako ity izao dia ahoana:roll::roll:!! izaho aloha faly 1000% ka inona ny olana!! tsy misy asa ratsy na inona io na inona ,
be fa aty andafy dia andana miverina dieny izao na amboary dieny izao ny fisainana fa tsy ho tafavoaka aty na 100 aty aza!!aiza re zany eh !
Feno ny gasy ny mba te hizity hoe hio aty andafy nefa vao tonga herinandro dia mihinana daholo!! avy eo dia mamono eritreritra fotsinyhoe mahantra aho dia mila ravin-ahitra aty dia manao izatsy sy zaroa hahazoana vola.
Ny gasy dia olona fetsifetsy kamolahy izay!! ary tsy mety mino raha tsy efa tratran'ny ankodimirana aty!! Hany ka mihazakazaka ny ho aty daholo na kely na lehibe, nefa rehefa tonga aty ,tssssss TA 1 daholo!! Amin'izay eto france daholo no miklandy nefa ataon'ny frantsay m........iny vao gaga.
Ny sasany izany aza moa dia mahavita mivarotra ny f... hihinana!!
12. xxx
(
20/01/2007 18:48)
Misy ny kamo fa ny gasy no tena tian'ny olona satria mbola manao hoe hiasajamba rafozana ve? Asehony ny asany.8O