RAKO-POTSY INDRAY MAHAMASINA RAPITSO 19.01.2007

1. xl ( 18/01/2007 14:45)
IZAY TSY MAHATANTY INDRAY MANGINA E
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:16
2. lamie ( 18/01/2007 15:04)
isaorana ny Zanahary fa nahita mangirana ihany MADAGASIKARA!tsy vetivety ny hanalana ny fahantrana, ny gasy rahateo sarotra asondrotra, mpanimba zavatra loatra, ary na ny tanana efa mandroso aza tsy mbola tafita tsy akory fa mbola eo ampiadina daholo,tsy maintsy miaraka @ ireo firenena matanjaka aloha isika, ny fmi, banque mondiale etc..efa tratra teo dia izay izany e!
3. Aino ( 18/01/2007 15:37)
fa iza sy iza?
bsolins kitrs ve aloha ilay resaka sa inn?
4. mirana5 ( 18/01/2007 15:48)
Aino:

fa iza sy iza?
bsolins kitrs ve aloha ilay resaka sa inn?

:roll::roll::roll::-w:-w:-w
5. cutie ( 18/01/2007 15:53)
Efa nandefa solon-tena any hono bush e :lol:
6. Fiffi ( 18/01/2007 15:58)
hummmm......politika daholo akia zany ry Aino an !
7. Fiffi ( 18/01/2007 16:04)
xl:

IZAY TSY MAHATANTY INDRAY MANGINA E
=D=D=D=D


8. bazylou ( 18/01/2007 16:40)
tsy matannty amin'ny inn hono e!!
9. DONGAKA ( 18/01/2007 16:53)
ianareo mpanaradia andravalomanana anie be taimbava nefa efa tena atao tsy mahatanty
10. xxx ( 18/01/2007 18:29)
izaho tsy mpanaradia andra8, mpanaraka ny vaovao erantany,natoky ny vaovao mivoaka eto @ serasera,nefa diso hevitra aho fa fahalotoana @ fitenenana no be ato,raha ianareo ireo no mpitondra fanjakana dia very any anirotra ny firenena, maha-menatra re-olona a!
11. mandrak ( 18/01/2007 18:30)
Raha ny hevitro manokana lony de zao.
Vava fotsiny ny any Ravalomanana satry:
--aiza vé ko ny tax @ douane ndraindray tsy asina ndraindray ahidina bé (iza no mahazo tombotsoa any zany :?: ) kanéfa io no tena fitadiava-mbola mpirenena
--itako t@ documentair t@ fifidianana oe ny entreprise ny RA8 nitombo 5 fois anatiny 5 tona (iza no mahazo tombotsoa any zany?) :?:
--jereo reny "famine" any @ Sud any M/car

Kanefa aleo jerena izay apokany @ ty manaraka ity :-$



12. Fiffi ( 18/01/2007 21:00)
mandrak: ka raha manana entreprise ve enao ka miakatra be sady mamokatra tsara io , iza no ahazo ny tombontsoa ?
13. mandrak ( 18/01/2007 21:56)
Fiffi:

mandrak: ka raha manana entreprise ve enao ka miakatra be sady mamokatra tsara io , iza no ahazo ny tombontsoa ?



ey marina mintsy zany, zay le oé "fandrosona an' olo-mbitsy" (any mpiasany TIKO hihany zany :( ), jerevo fotsiny fa ny mpianatra manao stage ao @ ary tsy mahintsy mihantoka fanaovana boky nefa aniza io boky io raha tsy hoany TIKO hiany
ary mba asivo resaka ilay tax @ douane :-*
14. xxx ( 18/01/2007 22:00)
ny tax indray de izao: rehefa hampiditra fitaovana ny TIKO dia midina be na miala mihitsy aloha ny tax, rehefa tafiditra dia miakatra be ny tax hanetsemana ny banga teo
15. mandrak ( 18/01/2007 22:04)
xxx:

ny tax indray de izao: rehefa hampiditra fitaovana ny TIKO dia midina be na miala mihitsy aloha ny tax, rehefa tafiditra dia miakatra be ny tax hanetsemana ny banga teo



=D =D =D =D =D =D =D
16. fijo ( 18/01/2007 22:45)
de araraoty izy midina iny koa manafatra e
17. Fiffi ( 19/01/2007 06:17)
zay indrindra manko......nga natokana ho an'zareo hiany ny fampidinana an'io ? jereo @ saina tsy miangatra ange eh ! midina ny taxe fa tsy nisy voalaza hoe nampidinina izy io ho an'i ranona sy ranona hiany fa anjaran'ny tsirairay no manararaotra @ io fampidinana azy io de @ zay samy mahazo tombon-tsoa eh !
18. mandrak ( 19/01/2007 12:54)
Fiffi:

zay indrindra manko......nga natokana ho an\'zareo hiany ny fampidinana an\'io ? jereo @ saina tsy miangatra ange eh ! midina ny taxe fa tsy nisy voalaza hoe nampidinina izy io ho an\'i ranona sy ranona hiany fa anjaran\'ny tsirairay no manararaotra @ io fampidinana azy io de @ zay samy mahazo tombon-tsoa eh !



Mba ay nao moa fa 80/100 any malagasy mpamboly :( ,de atao oé 15/100 fonctionnaire, de mba omeo ay ny fomba afahany ireo manararotra any zany @ ty karama 800 000fmg raha bé hindrindra
Tsarovy nao tsara fa M/car tsy oe Antananarivo ihany, jerevo ny \"famine\" any Sud @ zao fotona izao, vola tokony anampina any reny de lasa omena any MPANARAROTRA dé mety vé zany @ nao ?. MBA VALIO Oé

Tsy oé enao no teneniko any ty an fa ho any MPANARAROTRA \"MBA AJANONY RY ZAREO NY FITIAVANTENA SY NY TOE TSAHINA tikely FA TENA TSY MAMPANDROSO FIRENENA io ne efa nanalana any ilay raikala taloha \"

Enao zany \"pour\" @ tax midina ?
19. xxx ( 19/01/2007 16:16)
fa ny chef de regions nanao inona e???fa dia samy mametraka ny budget-ny daolo dia samy mikarakara ny tananany e!jereo ange ny haratsian'i toamasina e?inona no nataon'i didier hatr'izay?tsy rarahany e! ny azy ny ho filohampirenena no tena kadraniny!
20. simplex ( 19/01/2007 17:53)
Zay v mbola tsisy nanao fidi-baka ihany e? mbo tantarao kely hoe nanahoana izy tao?

avoay i jentl :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1548