RAKO-POTSY INDRAY MAHAMASINA RAPITSO 19.01.2007

21. pissoa ( 19/01/2007 17:55)
Avoahay marina i Jentl eee :-D:-D:-D
22. Fiffi ( 20/01/2007 16:21)
ny zavatra tsara ho fantarina angamba aloha de zao :

Misy ny maire , misy ny ben'ny tanana sns....ry zareo tsirairay avy no tokony haka decision fa tsy isakin'ny misy zavatra miseho zao de Ravalo aahh hoee !!!

Marina nisy ny famine , aza hadino koa fa nisy de nisy ny fanampiana fa tsy hoe nojerena t@ zao ireo olona ireo....
Pour ny taxe midina ve zah ? tsy tsara ve zany ?
23. dongadonga ( 21/01/2007 06:56)
marina zany ooh:-D
24. xl ( 22/01/2007 09:13)
M.A.P : vakiana fa efa voasoratra ao daholo izany rehetra izany ry zanako isany,...
Mazotoa homana
25. fijo ( 24/01/2007 23:16)
mijery ny asa isika izao ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1457