Dia mbola hijanona eo ihany ve fa tsy hiala?
1. niryna
(
18/01/2007 17:46)
Mety misy antony maro no mahatonga ny lehilahy hamono vady,misy vokatry ny fahazazany,ray mpamono vady dia lasa manao an'io ihany koa izy.Mamaly faty,mety misy angamba.Misy hatezerana amin'ny fiainany sns.Maro mety tsy fantantsika.Misy ny vehivavy na dia efa daroany ho faty eo dia mbola mijanona eo ihany fa tsy mandositra.Marina fa ny fanambadiana dia lamban'akoho.
novalian'i niryna ny 23/01/2007 07:37
2. lapino
(
18/01/2007 18:57)
Ny olana koa ange dia isika no mitady hanery ny olona amin'ny fomba fisainany e! Hoe tsy mitovy amin'ny fisainantsika dia enjehintsika. Raha tsy mampaninona azy izany, na vitany ny miaritra an'izany, sns ... dia avelao ny fiainany ho azy e.
3. Fiffi
(
18/01/2007 20:00)
niryna:misy antony matoa izy mijanona ao ! ohatra fotsiny zao hoe misy zanaka......tsy miasa ......tsy manana fianakaviana ....de ho aiza avy eo ? hirenireny ve ?
Maro mety tsy fantantsika.Misy ny vehivavy na dia efa daroany ho faty eo dia mbola mijanona eo ihany fa tsy mandositra.Marina fa ny fanambadiana dia lamban'akoho.
5. josvoh
(
18/01/2007 20:36)
Mbola ao ny maha gasy ny tena izay mitazona ilay ohambolana hoe:Ny fanambadiana toy ny lamban'akoho ka faty no isarahana:!: Sy ao koa ny anatrin'ny ray aman-dreny hoe:Efa vita ny fiainanao ka jereo ny zanakao:!:Dia ao koa ny henatrin'ny ray aman-dreny hoe:Hafambaraka!!!Fa ny tsy fantatrareo dia izao!Miaritra ny vehivavy fa ny mikasin-tanana kosa tsy mety:cry: Ilay ohabolana(Raha tsy mifanaja ho mpivady,aleo
mifanaja ho mpianadahy!)
Marina ny tenenin'i Fiffi io
mifanaja ho mpianadahy!)
Marina ny tenenin'i Fiffi io
7. soanja
(
18/01/2007 20:51)
Fiffi:
niryna:misy antony matoa izy mijanona ao ! ohatra fotsiny zao hoe misy zanaka......tsy miasa ......tsy manana fianakaviana ....de ho aiza avy eo ? hirenireny ve ?
Maro mety tsy fantantsika.Misy ny vehivavy na dia efa daroany ho faty eo dia mbola mijanona eo ihany fa tsy mandositra.Marina fa ny fanambadiana dia lamban'akoho.
Eo ny ilana ny andRA-Fanjakana hanampy amin'izany fitadiavana vahaolana izany.
Aty aminay dia misy ny atao hoe safe housing izay mandray anao sy ny fianakavianao anatin'izany olana izany. Rehafa ao ianao dia voaaro tsy hisy hamono intsony. Ao ihany koa dia hisy hanampy (Psy) anao/sy ny zanakao ho sitrana ara-psikolijika satria marary koa ianao ara-tsaina raha tsy mahita vahaolana tsara ho anao.
Ao anatin'izany ihany dia misy ny fanampiana hioharana amin'ny fiainana. Zany hoe fanomezana anao vatsim-pianarana hianatra asa mba tsy hiankina foana amin'ny olona fa mba hahaleo tena amzay.
Ao koa ny fanampiana ny zanakao amin'ny fampianarana sns . Betsaka e.
Ny hany fanontaniana dia laharam-pahamehana ho an'ny fanjakana Malagasy ve izany?
8. patrick2002
(
18/01/2007 21:46)
soanja> dia endraso eo ny fanjakana hanala ny olanao
,rehefa manana olana vadinao ianao ,inona no tsy hi-reglenao azy fa andehananao any @ fanjakana .
Ny ahy indray raha vao miantso 911 izany dia madio ny rano nitako ,tanteraho ao ny anao.

9. jhouhlambout
(
19/01/2007 00:44)
Misy koa anie ny tsy manana toerana aleha é. Matahotra ny ho lasa 4'ams ...
10. xxx
(
19/01/2007 02:06)
Ra mikasitanana zany efa tsy rariny tsony zany sy tsy izy tsony zany, efa tsisy fitiavana zany. Inna mbola hijanonana ao, efa hahafaty hamono izany de mbola hiaritra ao foana, ny aina no zava-dehibe fa tsy ny vola, ary ny vola tadiavina foana,ary ho hita foana zany, ary velona foana, ny fahafambaraka zany tsy koi zany, fa afaka mendalana zany arakaraka ny fanden'ny fotoana, fa ny aina no très important lahitokana, ka ra hita fa hampididoza hahafaty zao ve ralehilahy inona koa no mbola hijanonana ao, aleo mandeha, za manokana kaloha.
Ra taty aminay taty amérique du nord zany an, polisy no naka azy tao, ary efa tany amponja izy, fady aty zany mamono, mikasitanana vady sy mamono zanaka zany ny ray, ka ra taty zany an,sahirana ihany vao afaka tao. Ny tiko lazana nenareo angamba ny tany tsisy lalàna sanatria de manao zay danin'ny kibo ralehilahy, ary manao ny vady tahaka ny biby sanatria ka à gauche de à gauche, ra tsy maanraka de velesina, aiza ny droit de l'humanité @ zany, aiza ny droit de féminisme @ zany. Ary izany indrindra no ilana ny vhv miasa, mahaleotena sy indépendante mba tsy hanaovan'ny lahy azy toy izany. Ary tsara ra mba manana ny maha-izy azy ny vhv zay vao mba manambady mba hialana @ zany, @ zay izy libre @ zay fananany, tsy mitamby rangahy ary mahavelonjanaka tsara izy @ zany na tsy eo aza rangahy.fa tsy rangahy no mampatra be fahefana ao satria hoe lohan'ny vavy.

11. Zina
(
19/01/2007 02:31)
Mbola ao ny maha gasy ny tena izay mitazona ilay ohambolana hoe:Ny fanambadiana toy ny lamban'akoho ka faty no isarahana
angamba aky mba efa niova ny fisainan'ny vehivavy a fa marina mihitsy aloha io e....
cutie [ Valio ] 18-01-2007 21:31:46
Lohateny : Re : Dia mbola hijanona eo ihany ve fa tsy hiala?
Efa nilazaoan'ny toetr'andro zany lhl mamono vady zany
zany ve? noheveriko azy ndray toa voa maika betsaka ko...any afrika any @ ireo tany tsy mandroso.....
12. kallie
(
19/01/2007 11:57)
Mety ho marina daôly zany fa za koa maita oe ndraindray ny fihetsiky ny vevavy no maatonga ny lelah mamono, oatra oe mimenimenina foana fa tsy mangina mintsy io vava io, sady tsy faly mintsy manome afaliana intsony noho ny fiainana anga a???
Tiako tenenina oe, raha misy ny olana ka tsy misy ny firasahana lasa olana BE d samy tsy ahatanty (tsy misy anjelyeo) ka any ka samy mampiseo ny tsy fahampiany am fomba ampiseoany azy. Oatra ny lehilahy lasa kizitina satria na t anao am vadiny ary ramatoa tsy mety satria efa vizaka nikarakara ny rehetra... Amiko raha misy ny fifampiresaana eo am mpivady (communication) tsy tokony ho tonga amin'io stade mamono sy mampite-amono io

13. diamondra27
(
19/01/2007 14:16)
patrick2002/ bonané, inon le 911:wink:
secours ve? hihihi
cutie: lany andro aona akia, mbola misy io koa! surtout refa mamo le kof

14. Fiffi
(
19/01/2007 20:50)
efa lany andro zany lhl mamono vady zany ry zareo aahh ! efa tena mba niova kosa ny mentalitén'ny olona eh ! ny mpisotro taoka angamba ireny mamo lava ireny no possible hoe mbola mety manao an'zany !
15. niryna
(
19/01/2007 21:10)
lapino:
Ny olana koa ange dia isika no mitady hanery ny olona amin'ny fomba fisainany e! Hoe tsy mitovy amin'ny fisainantsika dia enjehintsika. Raha tsy mampaninona azy izany, na vitany ny miaritra an'izany, sns ... dia avelao ny fiainany ho azy e.
Tsy misy manenjika fa zavatra hita io lapino a.Mifofo volo kely maina kely ery ilay vehivavy indrindra fa hoe tsy fomban'ny fivavahany hono no mifona.Ao anaty didy io hoe raha tsy manitsakitsaka anao ihany na lahy na vavy dia izay nakamban'ATra tsy azo sarahin'ny olona.Koa na iza na iza no te-hisaraka dia tafiditra ao anaty ilay didy.
16. patrick2002
(
19/01/2007 21:19)
zay mintsy hoa tena efa lany andro izany ,fa aleo miala ,misaraka fotsiny dia vita .
Na ny vehivavy voakasika rehefa tsy tantiny, na ny lehilahy te hikasika ,rehefa tiana hokasiana izy ,dia aleo miala.

17. patrick2002
(
19/01/2007 21:23)
xxx:
Ra mikasitanana zany efa tsy rariny tsony zany sy tsy izy tsony zany, efa tsisy fitiavana zany. Inna mbola hijanonana ao, efa hahafaty hamono izany de mbola hiaritra ao foana, ny aina no zava-dehibe fa tsy ny vola, ary ny vola tadiavina foana,ary ho hita foana zany, ary velona foana, ny fahafambaraka zany tsy koi zany, fa afaka mendalana zany arakaraka ny fanden'ny fotoana, fa ny aina no très important lahitokana, ka ra hita fa hampididoza hahafaty zao ve ralehilahy inona koa no mbola hijanonana ao, aleo mandeha, za manokana kaloha.
Ra taty aminay taty amérique du nord zany an, polisy no naka azy tao, ary efa tany amponja izy, fady aty zany mamono, mikasitanana vady sy mamono zanaka zany ny ray, ka ra taty zany an,sahirana ihany vao afaka tao. Ny tiko lazana nenareo angamba ny tany tsisy lalàna sanatria de manao zay danin'ny kibo ralehilahy, ary manao ny vady tahaka ny biby sanatria ka à gauche de à gauche, ra tsy maanraka de velesina, aiza ny droit de l'humanité @ zany, aiza ny droit de féminisme @ zany. Ary izany indrindra no ilana ny vhv miasa, mahaleotena sy indépendante mba tsy hanaovan'ny lahy azy toy izany. Ary tsara ra mba manana ny maha-izy azy ny vhv zay vao mba manambady mba hialana @ zany, @ zay izy libre @ zay fananany, tsy mitamby rangahy ary mahavelonjanaka tsara izy @ zany na tsy eo aza rangahy.fa tsy rangahy no mampatra be fahefana ao satria hoe lohan'ny vavy.
aza miafina ao @ xxx fa mivoaha tao ,ary fantapantatro ihany ianao io sendaotra be nga i toi:wink::-*:-*
18. patrick2002
(
19/01/2007 21:54)

Marina aloha ny anao fa aty Amerique du Nord tsy azo atao ny mikasitanana fa ny police ny maka anao .Ka mety ve izany ?,zanakao izao ary tratranao mifoka rongony , 12 ans kapohiny rainy ,izy indray no miantso polisy ny rainy, raofiny polisy ny rainy, (tena nisy io ah).
Mbola teneniko anao koa ,aty Amerique du nord ,fa azonao atao tsara ny mitondra lehilahy afa ,na vehivavy afa sipanao ao antranonao ,na dia eo aza ny vadinao ,c'est ton droit, izay no napetraky ny fanjakana ,dia hanaraka an'izany ve i XXX satria izay no lamina napetraky ny fanjakana :lol::lol:
amiko vie sentimentale izany ,tsy misy hidirany fanjakana mihintsy ,mifanaraha ianareo mivady ,rehefa tsy mifanaraka misaraha ,fa tsy hoe hoentiko any @ fanjakana ny raharaha .
Amiko izany mpifankatia manankina ny olam-pitiavany @ fanjakana izany sahala aminy mpifankatia manankina ny olam-pitiavany @ mpimasy ,mpisikidy ,voyante.:evil:
19. cutie
(
20/01/2007 00:13)
zany ve? noheveriko azy ndray toa voa maika betsaka ko...any afrika any @ ireo tany tsy mandroso.....
tsy mijery fiavina za fa @ maha samy olombelona misy saina sy fanahy no resahiko :lol:
20. cutie
(
20/01/2007 00:14)
cutie: lany andro aona akia, mbola misy io koa! surtout refa mamo le kof
za nga niteny we lany andro
efa nilaozana wa
Za tsy manda we tsy misy tsony io :lol: