Dia mbola hijanona eo ihany ve fa tsy hiala?
21. xxx
(
20/01/2007 02:32)
Ka zay le izy, tsy maintsy manara-dalàna eo @ fiaraha-minona sy fanjakana enao na tinao na tsy tinao, ary alohan'izany rehetra zany ange mazava be fa misy ny conversation e, misy ny fananarana amimpitiavana ra ankizy io, anarinao izy indray indroa intelo, maditra, tsy maanraka ka ra zaza efa ampitaona izy roahina miala ny trano de vita fa tsy mila kasihintanana mitsy satria izy efa indépendante, ra tsy ampy taona ndray izy hafa koa zay, mbola misy fitsipika arahina ny @ zay. toy iznay koa mahakasika an'i Mme olona efa lehibe ampy taona izy, azo hatao tsara ny mifampiresaka tsara amimpitiavana izy roa, miverimberina foana le zavatra, tezitra rangahy afaka misaraka tsotra fa tsy mamono, zany hoe ny fikasihantanana mihintsy no tsy mety ninoninona no zava-tra miseho sy mitranga ao, ka tokony hisaraka fotsiny de vita fa tsy arahina fikasihantanana, fa ra hikasitanana kosa de zay ny lalàna tsy mety, de ny police no maka azy eo sur place, ary tsy voatery izy voavono no miantso police, fa ny voisine fotsiny maheno fifamalina sy famonona ao no miantso, de vosambotra rangahy, satria izy mbola eo ampamonona sur place, ka zay le izy, @ maha -olompirenena anao de tsy maintsy manara-dalàna ny tany sy ny fanjakana ianao na tinao na tsy tinao fa zay no zava-misy. Ary zay le oe tsy biby sanatria fa manana ny droit de l'humanité ny tsirairay.
23. xxx
(
20/01/2007 02:50)
resaka fitiavana no manjaka, tokony samy hanaja izany na andaniny na ankilany, ra samy te-hahateza ny tokantrano avy ny andaniny sy ny ankilany. fa refa miahafara @ fikasihantanana na koa oe fampirafesana samy maso zao kosa efa tsisy fitiavana ao,aleo misaraka fa tsy hifamono hafaty.Io koa kanefa tsy terana io, fa samy manana ny tiany ny vhv iharany, zay maahtanty afaka miharitra afaka mijanna, fa ho an'ze tsy maahtanty afaka mandeha tsy misy zay maahdiso izany avy, fa resaka safidin'ny tsirairay izay victime ihany io.
24. soanja
(
20/01/2007 04:37)
patrick2002:
soanja> dia endraso eo ny fanjakana hanala ny olanao
,rehefa manana olana vadinao ianao ,inona no tsy hi-reglenao azy fa andehananao any @ fanjakana .
Ny ahy indray raha vao miantso 911 izany dia madio ny rano nitako ,tanteraho ao ny anao.
Tena tsy azoko tanteraka ny tian'i Pat resahina.
Raha ohatra ve zah efa mahazo daka sy daroka de ahoana ny fomba iresahana na hi-reglena izany. Ny vava mety efa vakivaky amin'io ka na amoaka feo aza tsy mety intsony. Tena misy io any Mada de ny mampalahelo ahy de lasa miafina na mankao amin'ny mpifanolo bodirindrina le ramatoa.
Ny fanjakana ihany no fanafody ry Pat a.
Ny tokony ho izy mantsy rehefa misy ny fikasihan-tanana dia efa tsy tia izay ilay olona ka inona no mbaola ho reglena eo intsony.
Tsy miasa ny baiboly eto amiko. Ny vady tiana tsy kasihan-tanana zany mihitsy fa resahina tsara. Refa tsy maheno dia marriage counselor. Refa tsy mandaitra io de mialah tanteraka fa aza mandany rora aminy intsony.
Fa ny fikasihan-tanana dia tsy solution mihitsy. Na fitaizana koa aza dia tsy solution io. Aza zarina kapohina ny zaza fa mihevitra izy fa refa tezira dia izay no vahaolana (violence mitarika violence tsy solution io). Izy anefa mbola zaza dia tsy mahalala fa misy ny lalana mipetraka tsy tokony hanaovana izany.
Anjaran'ny RAD ny mahafantatra ny tokony atao raha resaka rongony. Dieny mbola kely ny zaza dia sasana atidoha momba an'io "fady fady fady" fa mandaitra io iray io. "talk to your child about drugs. It's a must." indrindra raha aty Amerika no amelomana ny zanakao.
25. niryna
(
20/01/2007 06:08)
xxx:
Ka zay le izy, tsy maintsy manara-dalàna eo @ fiaraha-minona sy fanjakana enao na tinao na tsy tinao, ary alohan'izany rehetra zany ange mazava be fa misy ny conversation e, misy ny fananarana amimpitiavana ra ankizy io, anarinao izy indray indroa intelo, maditra, tsy maanraka ka ra zaza efa ampitaona izy roahina miala ny trano de vita fa tsy mila kasihintanana mitsy satria izy efa indépendante, ra tsy ampy taona ndray izy hafa koa zay, mbola misy fitsipika arahina ny @ zay. toy iznay koa mahakasika an'i Mme olona efa lehibe ampy taona izy, azo hatao tsara ny mifampiresaka tsara amimpitiavana izy roa, miverimberina foana le zavatra, tezitra rangahy afaka misaraka tsotra fa tsy mamono, zany hoe ny fikasihantanana mihintsy no tsy mety ninoninona no zava-tra miseho sy mitranga ao, ka tokony hisaraka fotsiny de vita fa tsy arahina fikasihantanana, fa ra hikasitanana kosa de zay ny lalàna tsy mety, de ny police no maka azy eo sur place, ary tsy voatery izy voavono no miantso police, fa ny voisine fotsiny maheno fifamalina sy famonona ao no miantso, de vosambotra rangahy, satria izy mbola eo ampamonona sur place, ka zay le izy, @ maha -olompirenena anao de tsy maintsy manara-dalàna ny tany sy ny fanjakana ianao na tinao na tsy tinao fa zay no zava-misy. Ary zay le oe tsy biby sanatria fa manana ny droit de l'humanité ny tsirairay.
Tena mbola tsy tonga aty amintsika io kou:roll:
26. niryna
(
20/01/2007 06:10)
cutie:
Efa nilazaoan'ny toetr'andro zany lhl mamono vady zany
Na tsy mamono mandaroka aza izy, mandratra am-po,ny ao anatiny no ratrainy ary misy fiantraikany amin'ny saina sy ny vatana io cutie a8O8O
27. niryna
(
20/01/2007 06:14)
xxx:
resaka fitiavana no manjaka, tokony samy hanaja izany na andaniny na ankilany, ra samy te-hahateza ny tokantrano avy ny andaniny sy ny ankilany. fa refa miahafara @ fikasihantanana na koa oe fampirafesana samy maso zao kosa efa tsisy fitiavana ao,aleo misaraka fa tsy hifamono hafaty.Io koa kanefa tsy terana io, fa samy manana ny tiany ny vhv iharany, zay maahtanty afaka miharitra afaka mijanna, fa ho an'ze tsy maahtanty afaka mandeha tsy misy zay maahdiso izany avy, fa resaka safidin'ny tsirairay izay victime ihany io.
ka eo amin'ilay ankizy no olana ry XX a,kanefa tsy aleo ve ny ankizy tsy hijery ireo olona mivady miady isan'andro toy izay hitondra takaitra? Tadidio fa ny ankizy adala ary ny tenany no eritreretany hoe nahatonga ny ady indrindra moa raha maditraditra kely
28. pissoa
(
20/01/2007 09:18)
Miombon-kevitra amin'i lapino. Fiainany izany, izy no mahafantatra izay farany zakany fa tsy i niryna akory ka i niryna no hiteny hoe
Heveriko fa rehefa tsy zakany intsony dia mandeha foana izy fa tsy misy an'izany hoe henatr'olona izany no tsy handehanany. Ny hafa no tsy mahita vahaolana hafa ankoatry ny hoe mandositra, fa izy mety mbola manana fanantenana. Tsy fatantsika koa izy raha mivavaka foana hoe "ampio aho hanova ity vadiko ity" ... sady Andriamanitra moa mamaly vavaka o :-P
niryna:
Misy ny vehivavy na dia efa daroany ho faty eo dia mbola mijanona eo ihany fa tsy mandositra.
Heveriko fa rehefa tsy zakany intsony dia mandeha foana izy fa tsy misy an'izany hoe henatr'olona izany no tsy handehanany. Ny hafa no tsy mahita vahaolana hafa ankoatry ny hoe mandositra, fa izy mety mbola manana fanantenana. Tsy fatantsika koa izy raha mivavaka foana hoe "ampio aho hanova ity vadiko ity" ... sady Andriamanitra moa mamaly vavaka o :-P
29. niryna
(
21/01/2007 06:22)
Marina aky io a fa izaho nahita olona tsy noteneniny ny vadiny ny zaza tao ivelan'ny tokantranony ary dia mamo lava foana ity rangahy,efa ho 28 taona nivadiana izy mivady vao nahafantatra ramatoa sy ny zanany.Teo izy vao nibaradaka.Ahoana tsy mikepoka ve ny nenina amin'izany,nijaly ilay ramatoa kanefa tsy nety niala mihitsy.Mampalahelo,andeha no any amin'ny ankizy moa ,manambady ny zanany,mampalahelo e .:cry::cry:
31. niryna
(
23/01/2007 07:37)
dongadonga:
annddrrriiiiiiiiihhhhhhhh mampalahelo be zany:snif:
Maro ny karazany toy ireo ry donga a:cry:
