i jeune afrique dia milaza fa

1. bazylou ( 18/01/2007 16:42)
44 millions d'euro hono ny vola ninvestissen'ny sinoa to amintsika tamin'iny 2006 iny ary ny secteur minier no tena nanaovany an'izany vola izany!! mbola hitombo avo 2 heny hono io saosy io amin'ity taona ity!!
LASAN'NY SINOA SY NY TABLIERNY IZANY MADAGASIKARA
novalian'i xl ny 23/01/2007 07:03
2. xxx ( 18/01/2007 17:18)
mba aiza izay vitanao ary ho jerena, sa kosa ve efa mba mi-investir amin'ny fanankianana dia ampy:°)
3. Samoana ( 18/01/2007 17:37)
Soa fianatra e !
Sinoa fianatra raha mahavita ra-bazy a !
4. Fiffi ( 18/01/2007 17:44)
bazylou:

LASAN'NY SINOA SY NY TABLIERNY IZANY MADAGASIKARA
aiza kosa ve ry bazylou de zay tabier kely ireo ve de azo lazaina an'zany ? sa tablier en or izy ireo ? na izany aza !!!!


5. Fiffi ( 18/01/2007 17:46)
tena tsy matikilolon'i bazylou mihintsy ireo tablier kely ho an'ny mpianatra ireo an !
6. bazylou ( 18/01/2007 19:06)
lanin'ny sinoa ambongadiny amin'ny tablier sy ny kit scolaire ny gasy!!!:wink::wink:
7. Fiffi ( 19/01/2007 08:01)
lazao ary hoe vita inona daholo ny akanjon'i bazylou sy ny zavatra rehetra hananao ? de lanin'iza ? :wink:
8. bazylou ( 19/01/2007 21:54)
izaho aloha tsy manana akanjo sy kiraro :lol::lol::lol::lol::lol:vita sinoa e::!!
9. xl ( 23/01/2007 07:03)
NO COMMENT ALO BABA A!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1966