Allemagne !

1. totofy ( 17/01/2007 22:14)
Mitady namana mipetraka any allemagne , any akaikin' i cologne raha possible .... mba misy veuuuu ? mba mila valiny éééé ! misaotra ô ! :wink:
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 22:14
2. Fiffi ( 17/01/2007 22:17)
aiza moa no misy anl'e fijerena hoe avy aiza daholo ny mpikambana eto @ sera2 ? efa hitako io fa tsy tadidiko hoe aiza.....@ zay tondé fantatra hoe misy na tsia .....(alohan'ny hamalian'zay any)
3. totofy ( 17/01/2007 22:26)
fiffi , aiza zany ? ... mba atoroy fa tsy tadidiy marina :wink:
4. Fiffi ( 17/01/2007 22:34)
andraso ary aloha tadiaviko an ! na sao de mba hatoron'i Hery hoe aiza moa no ahitana an'io ?
5. Fiffi ( 17/01/2007 22:38)
totofy: io fa hitako le izy an ! http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44aca8f7398fb
6. xxx ( 17/01/2007 22:39)
http://serasera.org/namana/?rub=namana/namana&country=Germany
7. Fiffi ( 17/01/2007 22:43)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/stats&asa=toerana : eran-tany ....fa ny an'i xxx no tena mazava be an ! de mba lazao hoe taiza no nangalanao an'io ? tsara fantarina manko ! :)
8. fasaly ( 17/01/2007 22:58)
totofy: zà efa me manakaiky anio fa mbola mande adiny roa:wink:
9. Fiffi ( 18/01/2007 06:43)
totofy: de ireo daholo zany ! hay tena maro ry zareo any !
10. diamondra27 ( 18/01/2007 07:47)
Fiffi:fa maninona any alemagne akia ndry? muter angah sa ... :lol: kay moa tsy Fiffi le any fa Fify :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 18/01/2007 12:39)
diamondra: hummm......:-D:-D:-D
12. totofy ( 18/01/2007 18:30)
misaotra betsaka (l): fiffi sy xxx
fasaly : mandalo any zah ra misy féca:D akia ! :-D:wink:
13. totofy ( 18/01/2007 19:00)
Diam's tratry ny taona :wink:
14. Fiffi ( 18/01/2007 20:02)
totofy: inona ity féca ? :roll::-D:-D
15. totofy ( 18/01/2007 22:25)
:-D:-D:-D:-D fiffi : café kah ! ngah :-w ! enao an mampmé !
16. fasaly ( 18/01/2007 22:35)
totofy eka ouz!:wink: aza mandalo tanàmisy havana e! na be tempety aza aty zao:x
17. Fiffi ( 19/01/2007 14:04)
totofy: tratrako indray ndry t@ iny an ! :-D:-D:-D
18. fasaly ( 19/01/2007 15:31)
tsy misy café tsy lefy ato amiko ry totofy an fa irony lay senseo irony ihany mety ve?????:wink:
19. totofy ( 19/01/2007 15:55)
fiffi : mampiresaka indray an ! :wink:
fasaly : ok zany mandalo zah, ny café ve? na tsy resy na tsy lefy na senseo ireny ... sesehana daholo :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 19/01/2007 16:14)
totofy: :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1926