Allemagne !

41. Fiffi ( 03/02/2007 09:12)
totofy: heu....efa tafaverina akia zah zao an ! de efa vonona hi-dance zany sy hisotro café ! :-D:-D:-D
42. chakkakkely ( 05/02/2007 20:31)
fa raovina i totofy no ho avy eh ?
za alo aty allemagne fa alavitra an i cologne mety ve ? hiihihih
43. Fiffi ( 06/02/2007 06:43)
ary zah tafaverina de i totofy indray no nanjavona ? :-D:-D
44. totofy ( 08/02/2007 17:46)
:lol::lol::lol::lol:
fiffi ity zah ry zoky be fitia a! (l)
45. Fiffi ( 08/02/2007 18:14)
:):-*:-*
46. totofy ( 08/02/2007 20:42)
:-D:-D:-D !
tia zaza , tia zaza i fiffi anay lol !!!!:wink::-D
47. totofy ( 08/02/2007 20:44)
chakkakkely > tsy blem zany , ho avy ato ho ato ôôô !
48. Fiffi ( 08/02/2007 22:14)
totofy:
:-D:-D:-D !
tia zaza , tia zaza i fiffi anay lol !!!!:wink::-D
heveriko nisy nanatotofyyyy tao aza i totofy satria tsy hitako :-D:-D:-D hay ve tao hiany eh ! hihihih
Ié zah nge ka tia zaza eh ! :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2089