Allemagne !

21. fasaly ( 19/01/2007 20:51)
:-D
22. Fiffi ( 19/01/2007 20:57)
hisy hisesika indray any ho any zany an ! :-D:-D:-D:-D
23. totofy ( 19/01/2007 22:23)
fasaly , aza hadino ny biscuit "LU" :-D:-D
24. kelly13 ( 19/01/2007 23:03)
za hanaraka an'i totofy hihihi hisotro kawatry any @ i fasaly d mba asidisidin'ny tampety any kou hihihi
25. Fiffi ( 20/01/2007 06:50)
:-D
26. fasaly ( 20/01/2007 07:29)
ao fa na fatô na biski ataoko vonona dool dool e! na i fiffi kou az mitongava de atotsik milay manitra be ny kawatry:-D
27. Fiffi ( 20/01/2007 09:24)
:-D:-D:-D siora eh !
28. fasaly ( 20/01/2007 13:59)
ataotrika mandra be ndray aky io ry fiffi a! tsy misy dité an!:{:-D
29. Fiffi ( 20/01/2007 14:18)
hummm........de aza hadino ny zika handihizana :-D
30. totofy ( 22/01/2007 17:21)
siora ngé é! miteny zah refa handé , :wink:
kelly lavitsa lôtsa ....:(
31. fasaly ( 22/01/2007 19:00)
fiffi: sady injy tena raha hi dance tsy laitra an! tsy mahalala vizana mitsy:wink::-D:-D:-D
32. totofy ( 24/01/2007 17:21)
fiffi ngé mandé @ ny pile é ... pile wonder:-D:-D tsy mety lany , matanjaka =))
33. fasaly ( 24/01/2007 19:23)
:-D:-D:-D eto am forum ka hatrary ha;-):-Ptraty....
34. totofy ( 24/01/2007 22:19)
Fasaly > mbola tsy hita izy fa manao recharge :-D:-D:-D:-D:-D anjaso fa omena (l)
35. totofy ( 25/01/2007 19:21)
lasa aiza aza fiffi... (mitaitaina beuu zah io )..
lasa aiza aza fiffi :-D:-D:-D
36. fasaly ( 25/01/2007 21:29)
:-D:-D:-D
37. totofy ( 25/01/2007 21:47)
Fasaly enao kosa mi:-D:-D:-D fotsiny !
38. Fiffi ( 28/01/2007 13:51)
totofy:

lasa aiza aza fiffi... (mitaitaina beuu zah io )..
lasa aiza aza fiffi :-D:-D:-D
hummm....fa ahoana no mitaintaina ? :-D:-D:-D


39. totofy ( 29/01/2007 19:14)
fiffi > kou enao tsy hita :-D:-D:-D
40. totofy ( 30/01/2007 17:49)
taiza fôna enao fiffi , avia lazao ataovy bitsibitsika :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5822