famadihana avy any atsimo

1. cutie ( 18/01/2007 02:14)
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo.
Ny fomba fatao sy ny sisa.
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 21:56
2. xxx ( 18/01/2007 09:56)
mandehana makany antoerana de ho hitanao aminy antsipirihany e:@:@
3. cutie ( 18/01/2007 14:17)
haiko njay io xxx io :lol:
4. niryna ( 18/01/2007 17:17)
Izaho mbola tsy tany saingy mety mitovitovy ihany angmba8O
5. lemenakely ( 18/01/2007 17:58)
atsimo aiza aloha no tianao ho fantatra atsimo atsinanana ve sa atsimo andrefana sa aiza?SAMY MANANA NY AZY MANTSY IZY IREO
6. cutie ( 18/01/2007 18:14)
faritry toliary sy fort dauphin
7. Fiffi ( 18/01/2007 21:56)
mamadika nge i cutie ? io aloha tsy fombanay ka tena tsy misy zavatra azoko lazaina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2094