famadihana avy any atsimo
1. cutie
(
18/01/2007 02:14)
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo.
Ny fomba fatao sy ny sisa.
Ny fomba fatao sy ny sisa.
répondu par Fiffi le 18/01/2007 21:56
5. lemenakely
(
18/01/2007 17:58)
atsimo aiza aloha no tianao ho fantatra atsimo atsinanana ve sa atsimo andrefana sa aiza?SAMY MANANA NY AZY MANTSY IZY IREO
7. Fiffi
(
18/01/2007 21:56)
mamadika nge i cutie ? io aloha tsy fombanay ka tena tsy misy zavatra azoko lazaina...
