Mangataka tononkira
1. njakalahy
(
17/01/2007 19:27)
Mba mangataka tononkira an'i Eric Manana ilay
"Tanilanila ilay masoandro" izay manana o?
Misaotra mialoha.
N
2. cutie
(
17/01/2007 19:40)
Mba tiako koa io hira io
ndrindra le feon-gitara :lol:
Tambazako
Tanilanila ilay masoandro mody andrefana iny
Nivoaravoara mena, dorehitra,nirehitra,nilentika.
Miandrandra lanitra ny velona, mahatsiaro resy
Very fanahy mijoro,ka velon-tsetra,mievina no koditra.
Tambazako izay tsy ory
Raha mitopy iny ambony...
3. roannah
(
20/01/2007 07:55)
za mba mangataka an ilay hiran i VITAA iny ra azo atao fa tsy aiko ny titrany le hira vaovao iny
msaotra bdb zay!d velom
4. Fiffi
(
20/01/2007 16:44)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1031