momba ny green card USA

1. xxx ( 17/01/2007 20:46)
ono hoa ry reto , tena misy ve le green card, dia hoe efa misy nahazo ve indrindra nareo any USA ireo , efa nisy lasa tany tam io ve , dia mba misy hafaka milaza ny momba azy rehetra ve ß
misaotra betsaka mialao aminy fiharaha miasa eh
novalian'i niryna ny 25/01/2007 05:45
2. cutie ( 17/01/2007 20:49)
efa nisy nahazo fa andefaso hafatra za na i soanja:lol:
3. cutie ( 17/01/2007 20:51)
le resaka lottery green card ve zany sa hafa?
4. Fiffi ( 17/01/2007 21:19)
xxx:
ono hoa ry reto , tena misy ve le green card, dia hoe efa misy nahazo ve indrindra nareo any USA ireo , efa nisy lasa tany tam io ve , dia mba misy hafaka milaza ny momba azy rehetra ve ß
misaotra betsaka mialao aminy fiharaha miasa eh
tandremo hiany fa tena efa bdb ny olona voa an'io an ! misy frais zay tsy maintsy aloha......de manao inscription , de tena nanao tokoa ny olona saingy......feno ny paosin'zareo nefa tsy nisy nahazo an'le izy akory....TANDREMO !!!!!!!!!


5. melody ( 17/01/2007 21:25)
.TANDREMO !!!!!!!!!

marina mihintsy io k! Betsaka ny olona mpamitaka @ izao fotona izao ka rehefa tsy mailo enao d tratra, indrindra2 hoe par email, betsaka no efa vou!
6. dailynews ( 17/01/2007 21:46)
Tena misy mahazo tokoa io fanaovana lotterie io. gasy vitsivitsy(enina eo) sy tsy gasy no fantatro fa nahazo t@ io. saingy ny t@ ity taona ity dia efa vita t@ 3 Dec. Sa mnoa tsy ity taona ity intsony izany.

Ny agence manao an izy io dia olona mpanelanelana tahaka ny mpanera ihany. tsy voatery ho mandalo aminy fa tsy midika akory hoe mangala bola daholo izy ireo. Fa ny tsara dia tsy mandalo aminy satria sady tsy mandoa vola na ariary aza no azo antoka fa lasa ny dossier izay nalefanao.

manadrama foana isantaona fa misy io. dia aoka ny namana hafa indray no hanohy ny resaka.
7. Fiffi ( 17/01/2007 22:02)
dailynews:
Tena misy mahazo tokoa io fanaovana lotterie io. gasy vitsivitsy(enina eo) sy tsy gasy no fantatro fa nahazo t@ io.
ié ! misy ny nahazo fa misy critère mazana be ny fahazahoana azy ! misy manko miheritreritra hoe sahala ny fahazahoana bourse io nefa tena hadisoana be zany !
Azo hatao tsara ny maka renseignement ao @ ambasady eto paris momba an'io !


8. LazaDaddy ( 17/01/2007 23:32)
fa inona rankizy izany USA izany fa toa matetika resahin'ny olona?
9. xxx ( 18/01/2007 01:16)
LD>whatever
10. niryna ( 18/01/2007 06:11)
Tena misy io ary tena mitombona,ny olona manana Bacc no afaka manao an'io ary isan-taona eo amin'ny volana oktobra eo,ny olana raha tsy manana havana ianao dia mazana.Jereo matetika fa misy foana ary efa sarotiny izy ka ny olona toa mipetraka ao USA dimy taona ka miasa ary mandoa hetra no raisiny tamin'ity.Mbola betsaka anefa ny fandraisany ny malagasy hono satria toa mbola vitsy ihany ny mlgs tafiditra dia izay no antony andraisany azy
11. LazaDaddy ( 18/01/2007 06:46)
xxx:
LD>whatever
whatever ve izany USA? Sa inona no tianao ambara?


12. xxx ( 18/01/2007 10:54)
niryna:

Tena misy io ary tena mitombona,ny olona manana Bacc no afaka manao an'io ary isan-taona eo amin'ny volana oktobra eo,ny olana raha tsy manana havana ianao dia mazana.Jereo matetika fa misy foana ary efa sarotiny izy ka ny olona toa mipetraka ao USA dimy taona ka miasa ary mandoa hetra no raisiny tamin'ity.Mbola betsaka anefa ny fandraisany ny malagasy hono satria toa mbola vitsy ihany ny mlgs tafiditra dia izay no antony andraisany azy


ary ono oa , ry niryna , ra za tsy maanna havana any na ray aza , no sady tsy mbola nandeha tany mintsy dia aona , dia aiza kay ankotra ny ambassade ny mety azona ny renseigmenet momba an io rehetra , site ohatra , misaotra betsaka mialoha eh ,
13. Fiffi ( 18/01/2007 12:46)
zah aloha mahafantatra olona nanao an'io de hoe plus mandoha an'le frais , plus misy ny chance ahazahoana azy .....de nandoha le lafo indrindra kanjo......tsy nahazo akory ka zay no mahatonga azy ho "LOTTERY" nefa moa raha ry cutie sy soanja afaka manampy anareo @ fahazahoana an'io ...tsara zany an !
14. cutie ( 18/01/2007 14:15)

ary ono oa , ry niryna , ra za tsy maanna havana any na ray aza , no sady tsy mbola nandeha tany mintsy dia aona , dia aiza kay ankotra ny ambassade ny mety azona ny renseigmenet momba an io rehetra , site ohatra , misaotra betsaka mialoha eh

efa we andefaso hafatra i soanja:lol:
15. rurik ( 18/01/2007 14:21)
tsy haiko akory le zavatra resahinareo 8O momban'ny inona angaha zany raha tsy mahadiso8O
16. cutie ( 18/01/2007 14:23)
lottery green card azahoana mankaty USA ka:lol:
17. rurik ( 18/01/2007 15:36)
ay hi h ihi misaotra aky an :lol:
18. cutie ( 18/01/2007 15:38)
:wink::lol:
19. Zina ( 19/01/2007 00:29)
zavatra gratuit io lotery io ary iry lazain'i fiffi ery ambony ery no marina tandremo fa betsaka ny pisandoka maka vola fotsiny ndry zareo...ankehitriny dia online izy io..
ka raha voa tsy ity no idiranareo dia aza mba manao mihitsy http:// www. dvlottery. state. gov/
nataoko espace ilay izy fa atambaro ireo...ao no misy ny information rehetra...momen'ny namako avy any USA ahy io ka mba zaraiko aminareo ko
dia mazoto doly
20. Fiffi ( 19/01/2007 14:08)
Zina: tsy misokatra io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1208