momba ny green card USA

21. Zina ( 19/01/2007 15:19)
andraso ary ity oe: http://travel.state.gov/visa/immigrants/types/types_1318.html
otrany tsy avelan-dry zareo ho jerena mihitsy kle.

atambaro doly ary ity raha tsy mety misokatra io ambony io an:
h t t p: / / travel . state . gov / visa / immigrants / types / types_1 / 318. html
22. Fiffi ( 19/01/2007 16:17)
Online entries cannot be accepted now.
23. niryna ( 19/01/2007 19:15)
Dia alaina ilay information ary sorata an-taratasy dia alefa any amin'ilay adiresy kou:roll:
24. xxx ( 20/01/2007 12:01)
Tsy afaka misy milaza eto (mba hisorohana ny fanoratana tsitokatokana) ve izay mahalala bebe kokoa hoe raha tafiditra ao anatin'ny lisitra dia inona sy inona avy no tokony homanina ara-bola sy ara-pitaovana? @ izay mako ilay olona tsy tapohiny.
Mety hanampy ny namana rehetra tsy ankanavaka izany.
25. Fiffi ( 20/01/2007 13:47)
ny ahy aloha de zay hiany no azoko lazaina an ! mampitandrina satria mahafantatra olona hiany zah nanao an'io ary naka an'le option lafo indrindra satria voalaza ao fa plus enao mandoha lafo , plus ahazo chance ho voaray......olona manana bac sy efa 3ème année fac zany saingy.......
26. xxx ( 20/01/2007 18:45)
Fiffi:

ny ahy aloha de zay hiany no azoko lazaina an ! mampitandrina satria mahafantatra olona hiany zah nanao an'io ary naka an'le option lafo indrindra satria voalaza ao fa plus enao mandoha lafo , plus ahazo chance ho voaray......olona manana bac sy efa 3ème année fac zany saingy.......

mividy gazety foana dia manao ttsy ara-dalana fa tsy voatery handoa io volabe io.Manana fahaizana manokana dia afaka mi-sponse azy ny patron-ny,Ny fac avy aty mada izany tsy miteny,teny anglisy no ilainy

27. Fiffi ( 20/01/2007 19:13)
mividy gazety foana ? tsy azoko....
28. niryna ( 21/01/2007 22:11)
Mety mijery gazety fa mivoaka amin'ny gazety angamba no tian'i XX tenenina.Manambadia amerikana dia vetivety dia vita ny ttsy e! Tsy maitsy tena tia an'ilay olona kosa anefa satria na ny sary mariage na ny toerana nandehanan'izy roa,na ny sakafo sy ny momba azy roa ho hanontanian'ny any amin'ny immig.Nahita olona aho bevohoka ilay ramatoa no nantsoina ary natao interview,tsy fantako izay nanjoa ilay vehivavy fa tsy nomeny ttsy.Mila hendry sy tsy mihetraketraka koa izany ary mila olombanona ry zareo.Izay no azoko atolotra e
29. Zina ( 21/01/2007 22:37)
Fiffi [ Valio ] 19-01-2007 17:17:05
Lohateny : Re : momba ny green card USA
Online entries cannot be accepted now.

hummm mahagaga iahany zany fa betsaka ny olona afaka manokatra azy..
ity ndray ary dia tadiavo ao
http://www.uscis.gov/portal/site/uscis
30. xxx ( 22/01/2007 21:09)
xxx:

Tsy afaka misy milaza eto (mba hisorohana ny fanoratana tsitokatokana) ve izay mahalala bebe kokoa hoe raha tafiditra ao anatin'ny lisitra dia inona sy inona avy no tokony homanina ara-bola sy ara-pitaovana? @ izay mako ilay olona tsy tapohiny.
Mety hanampy ny namana rehetra tsy ankanavaka izany.


ataovy ary ny recherche-nao manokana rehefa tsy tianao ny fandraisan ny tsirairay anjara.


31. niryna ( 25/01/2007 05:45)
xxx:

[quote=niryna]
Tena misy io ary tena mitombona,ny olona manana Bacc no afaka manao an'io ary isan-taona eo amin'ny volana oktobra eo,ny olana raha tsy manana havana ianao dia mazana.Jereo matetika fa misy foana ary efa sarotiny izy ka ny olona toa mipetraka ao USA dimy taona ka miasa ary mandoa hetra no raisiny tamin'ity.Mbola betsaka anefa ny fandraisany ny malagasy hono satria toa mbola vitsy ihany ny mlgs tafiditra dia izay no antony andraisany azy





ono oa , ry niryna , ra za tsy maanna havana any na ray aza , no sady tsy mbola nandeha tany mintsy dia aona , dia aiza kay ankotra ny ambassade ny mety azona ny renseigmenet momba an io rehetra , site ohatra , misaotra betsaka mialoha eh ,


50.000 isa erak'izao tontolo izao no alainy ary an'isany tafiditra Madagasikara.Betsaka ny firenena izay tsy raisina fa rehefa tafiditra isika dia tsara,toy izany koa ny frantsay.Araka ireny loka ireny dia izay manambitana ihany no voaray amin'ny hatsapaka.Mazava ho azy fa tsy maintsy efa manana vola frais ianao.Ataoko kaoty baoritra aloha fa tsy haiko.Ny frais dia eo amin'ny $1900-$5600. Raha mahazo billet mora izany dia tsara.Io ambony io dia ny Air France no mikapa-be saingy economy no andehanana.Raha manofa hotely indray alina dia eo amin'ny $75 miakatra eo isan'alina.Matory fotsiny izany a.Ny sakafo manginy fotsiny.Satria ianao mandroso fotsiny dia eo amin'ny antsasan'io mihoatra izany no alohanao.Koa raha mahita hirika dia manaova fa mbola manana chance ny malagasy.Good luck.Bonne chance!Mianara teny anglisy manomboka izao:P:P8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2874