tonga eto foana izahay ry
6. xxx
(
18/01/2007 16:08)
resaka tary ambadika io ry zareo an :)
solitikabe:
O Ra-Bazy an
dia aza miresaka politika eto intsony rha izany aza tsy hainao. Mahamenatra be
8. fijo
(
18/01/2007 23:02)
ka lery tsy mahay manavaka ny lehibean'ny fokontany sy ny maire akory ko.
13. fijo
(
24/01/2007 23:21)
aza miala eto mihintsy koa ialahy ry bazy fa ilaina ny tsy fitoviana hevitra an.saingy mba zavatra marina lazaina an
