tonga eto foana izahay ry

1. bazylou ( 18/01/2007 12:50)
solitika
répondu par fijo le 24/01/2007 23:21
2. Fiffi ( 18/01/2007 13:37)
:roll:
3. xxx ( 18/01/2007 14:38)
nga mo nisy nanakana anareo tsy ho tonga?
4. xxx ( 18/01/2007 14:47)
milevena velona fa tsy avotra e!
5. mirana5 ( 18/01/2007 15:51)
raha olona ray no tsy tia mitotoa koba hatavy ka!:wink:
6. xxx ( 18/01/2007 16:08)
resaka tary ambadika io ry zareo an :)
solitikabe:
O Ra-Bazy an
dia aza miresaka politika eto intsony rha izany aza tsy hainao. Mahamenatra be
7. Fiffi ( 18/01/2007 21:06)
fa inona aloha no tian'i bazylou lazaina eh ?
8. fijo ( 18/01/2007 23:02)
ka lery tsy mahay manavaka ny lehibean'ny fokontany sy ny maire akory ko.
9. Fiffi ( 19/01/2007 06:21)
:-D:-D
10. diamondra27 ( 19/01/2007 12:46)
bazylou: tonga haninona aloha izany e!:lol:
11. xxx ( 19/01/2007 16:22)
tonga dia avy:-D:-D:-D:-D
12. BloodTitan ( 20/01/2007 05:54)
Tonga Bazylou refa mahita an solitika :-D:-D
13. fijo ( 24/01/2007 23:21)
aza miala eto mihintsy koa ialahy ry bazy fa ilaina ny tsy fitoviana hevitra an.saingy mba zavatra marina lazaina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0544