Mitady an' i Hanitsoa Finaritra

1. ravonjison ( 18/01/2007 08:36)
Mba mitady an'i Hanitsoa Finaritra aho,nolazain'i rahalahiny fa hoe ao Frantsa izy.Nampianatra fanatanjahantena azy t@ classe de 4éme aho ( 1987-1988), tao Ambatondrazaka.Lanto ihany itý e!Manantena aho fa ho voarainy ny hafatra.
2. niryna ( 18/01/2007 16:54)
ravonjison:

Mba mitady an'i Hanitsoa Finaritra aho,nolazain'i rahalahiny fa hoe ao Frantsa izy.Nampianatra fanatanjahantena azy t@ classe de 4éme aho ( 1987-1988), tao Ambatondrazaka.Lanto ihany itý e!Manantena aho fa ho voarainy ny hafatra.

Lanto a mitady ny mpianatrao ianao sa nanana fo nitepo kely taminy:roll:

3. xxx ( 18/01/2007 17:08)
niryna/ raha ny mombamomba azy no jerena dia tsy mitady olontiana i Lanto fa namana tsotra. Tsy nipi-maso:wink:izy fa cool8)
4. degree ( 18/01/2007 20:23)
eny e ! amin'ny maha olom-belona ny tena dia ekeko fa na iza na iza mitady olona iray na havana io na namana io na olona niara nilalao tany aloha ka tsy nifanao ratsy dia mazava ho azy fa raha mitaberina ilay souvenira tany aloha dia mitempo ho azy ny fo satria nahatsiaro ny fifaneraserana teo aloha koa tsy dia olon-tiana ihany no hitempoan'io fo io fa na namana tsotra aza fa eo imaso no ahafantaran ny ao ampo ka marina ny an'i xxx eto""Tsy nipi-masoizy fa cool"" hoy izy
5. Fiffi ( 18/01/2007 21:17)
tahak'zao ve ? :wink:
6. degree ( 18/01/2007 23:28)
tahak'io tsy maninona e !8)
7. niryna ( 19/01/2007 18:37)
xxx:

niryna/ raha ny mombamomba azy no jerena dia tsy mitady olontiana i Lanto fa namana tsotra. Tsy nipi-maso:wink:izy fa cool8)


aiza no ahalalan'i xxx an'izany aleo izy hilaza,tsy misy olana io rehefa tia :lol:
8. Fiffi ( 19/01/2007 18:54)
niryna:
aiza no ahalalan'i xxx an'izany aleo izy hilaza,tsy misy olana io rehefa tia :lol:
ka raha nolazainy ao @ mombamomba azy io ?


9. pissoa ( 19/01/2007 19:07)
nareo koa sarotiny eo ... mety raha nitady mpianatra fotsiny ange ravonjison dia hitan'i niryna i Hanitsoa Finaritra e ! Fa raha nanana fo nitempo kely taminy i ravonjison dia tsy hitany tampoka :wink::-D:-D:-D

sa tsy zany ve ny anton'io fanontanian'i Niryna io :wink::-D
10. Fiffi ( 20/01/2007 16:43)
niryna:
Lanto a mitady ny mpianatrao ianao sa nanana fo nitepo kely taminy:roll:
ka ry niryna no nanomboka nametraka fanontaniana .......


11. tinendry ( 20/01/2007 20:08)
Raikitra ty ny avis de recherche... Ombay mitady ry reto a. 8)
12. tinendry ( 20/01/2007 20:10)
So de mba... jereo ao am GOOGLE e!!:!:
13. Fiffi ( 20/01/2007 20:53)
de ho hita ao ve ?
14. colar ( 20/01/2007 21:13)
aty andafy mody fanina daol e,na hita aza izy mety tsy fantany akory enao,
15. Fiffi ( 20/01/2007 21:26)
aiza kosa akia ?
16. ravonjison ( 21/01/2007 10:16)
Mahafinaritra ny fifanankalozankevitra e... Tena mpianatra notadiaviko e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1561